"THE END" Niakatra ny soratra

1. mion ( 17/03/2009 13:47)
de inn ndray zany ry reto no hifanasana vangy eto fa tapitra ny filma, ry gasy mahantra, ny film no tapitra fa ny lalana mbola lavitra
2. Oay ( 17/03/2009 13:50)
D eto indray aloha ry mion mi-ironiser ny fahatran'ny gasy koa inn moa no ataonareo eto.
Tadidin'i mion ve ilay hoe voahendy....
3. mion ( 17/03/2009 13:58)
tena tsy ironie io ry Oay fa réalité, tena mahantra ny gasy.
araka ny hevitrao , heverinao ve fa le nandroba tetsy sy teroa irany de ahazo seza @ zao fitondrana izao, mety hoe hanao videur ngamba no mety @ zalà reny satria ho feno night club zany eto Mada , hisokatra eny @ université ny filiere DJ ka ampiharana ny LMD, ny belôty moa efa ela no nisy teny ary efa manara-penitra
4. andrywui ( 17/03/2009 13:59)
Misy olona eo amin'ny 5 eo ato no tena mampalaelo be ahy !! fa tsy mety maketo manotatra intsony izy fa mamaky fotsiny sisa ataony !!! za koa anie lereto tamle TGV voatifitifitra be teo Ambohitsirohitra iny tsy nahasahy niditra mitsy fa namaky fotsiny sady vaky fo be nalaelo sady tsy sahy fa zara ra manao xxx kely de miala !! fa vava zany azoko teto zany !! mivoaha tao elah ry andrywui , io voatifitra io lery , angamba lery le izao ! ,mafy zay kah !! zao aho zao vao misotro rano !ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. tsinjo ( 17/03/2009 14:02)
mbola tsy miakatra ny soratra papa fa inn ary ty kivikivy ty e ????? :lol:
6. mion ( 17/03/2009 14:12)
Refa ni-demissionne ra8 letsy de vita ny film a, izy no andrim-panjakana teo. Fa miankina @ Producteurs indray io oe asiana "THE TRANSPORTER 5" ve sa tsia.
Raha manana idée elà ry tsinjo de alefaso
7. xxx ( 17/03/2009 14:14)
mion:

de inn ndray zany ry reto no hifanasana vangy eto fa tapitra ny filma, ry gasy mahantra, ny film no tapitra fa ny lalana mbola lavitra

Ilay fahatrana ara-tsaina no tena mampalahelo :(

wait and see ve sa à quand le prochain ???
8. tsinjo ( 17/03/2009 14:19)
mion tsy tapitra zany io lesy a , tkou mou
9. mion ( 17/03/2009 14:22)
Ilay fahatrana ara-tsaina no tena mampalahelo

wait and see ve sa à quand le prochain ???

tsy hisy prochain intsony angamba ka, efa installeé zao ny tena dictature, tsy misy mpanohitra intsony, mety hoe ny MFM angamba nefa io toa efa reraka be ihany, ny partie TIM alou de efa dissoute niaraka t@ iny demission an-dra 8 iny. mety @ 6 eme republique angamba vao hisy TIM indray.
Manomboka ny fisamborana ny mpomba ny ara-dalàna @ izao ora iresahantsika izao. Teny antanimena no voalohany vao eo
10. xxx ( 17/03/2009 14:36)
mion:

Manomboka ny fisamborana ny mpomba ny ara-dalàna @ izao ora iresahantsika izao. Teny antanimena no voalohany vao eo

Raha tsy any amintsika tsy hisy an"izany hoe ny mpanohana ny ara-dalàna no samborina

Ny marina mitavozavoza izany tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra tokoa !!

Fa ny tsy azoko ry mion : miaramila ve sa TGV izao no mitondra e ? Sa mitovy izany ?

11. Oay ( 17/03/2009 14:39)
Mion voalohany indrindra aloha d izao mbola averiko fa tsy TGV za ary milaza aminao aho fa raha misy zavatra azoko hiombana anareo TIM d momba anareo aho toa ny nihombako ny TGV.
Mampalahelo ahy ny teninao momba ny DJ, ianao olona nianatra araka ny fahitako mino aho fa fantatrao ny tantaran'i Bill Gates tsy nahavita ny fianarany tao Harvard izy fa namorona ny Microsoft... ny akaiky indrindra ary mahakasika antsika tanora d ny tantaran'i Google tsy nahavita ninn koa ry zalahy fa lany andro nandinika ny serveur d io jereo ny fandrosoany.
Ny tiako lazaina d hoe aza mampifangaro ny fahakingatsaina sy ny fanana diploma, misy olona be diploma satria mpanao tsianjery fa misy olona tsy manana diploma fa kosa manantsaina handalina ary ho ahy moa d ny hitsarako ny olona d ny fahaizany manambady sy mamaha zavatra iray [sa capacité à s'adapter et à resoudre (à) l'imprévu] ka io quality io d ananan'i Andry Rajoelina na d tsy nanao amabaratonga ambony aza izy.Ary misy fitenenana manao hoe expérience vaut science.Noho izany aoka lahy tsy hanambany olona isika satria lazaina hoe tsy nianatra ilay olona, hamaranako azy d mino aho fa fantatrao i Ronald Reegan mpilalao sary mihetsika izy fa tsy nahasakana azy ny tsy hampiroborobo an'i zamerika izany.
12. mion ( 17/03/2009 14:53)
Oay, diso làlana enao raha izany.
Araka ny hevitrao zany de tokony hakatona ny Université eto madagasikara, fa aleo haka experiences ny malagasy, haka experience any @ ireo vazaha .
Zavatra efa hita taratra io eto e, indirectement tsy tokony ho betsaka ny manam-pahaizana any @ tany mahantra dia natao promotion ny fianarana manome diplome bacc+2 sy bacc+3. Pôlitika vaovaon'ny mpanjanaka io
13. ifiona ( 17/03/2009 15:11)
tsy the end zany io nama fa "the beginning" a. Tsy azo omena an'i tgv ny fahefana, lery nefa tsy mety, midiaka zany fa tsy maintsy mbola hikorontana io.
14. xxx ( 17/03/2009 15:14)
Oay:

Mion voalohany indrindra aloha d izao mbola averiko fa tsy TGV za ary milaza aminao aho fa raha misy zavatra azoko hiombana anareo TIM d momba anareo aho toa ny nihombako ny TGV.
Mampalahelo ahy ny teninao momba ny DJ, ianao olona nianatra araka ny fahitako mino aho fa fantatrao ny tantaran'i Bill Gates tsy nahavita ny fianarany tao Harvard izy fa namorona ny Microsoft... ny akaiky indrindra ary mahakasika antsika tanora d ny tantaran'i Google tsy nahavita ninn koa ry zalahy fa lany andro nandinika ny serveur d io jereo ny fandrosoany.
Ny tiako lazaina d hoe aza mampifangaro ny fahakingatsaina sy ny fanana diploma, misy olona be diploma satria mpanao tsianjery fa misy olona tsy manana diploma fa kosa manantsaina handalina ary ho ahy moa d ny hitsarako ny olona d ny fahaizany manambady sy mamaha zavatra iray [sa capacité à s'adapter et à resoudre (à) l'imprévu] ka io quality io d ananan'i Andry Rajoelina na d tsy nanao amabaratonga ambony aza izy.Ary misy fitenenana manao hoe expérience vaut science.Noho izany aoka lahy tsy hanambany olona isika satria lazaina hoe tsy nianatra ilay olona, hamaranako azy d mino aho fa fantatrao i Ronald Reegan mpilalao sary mihetsika izy fa tsy nahasakana azy ny tsy hampiroborobo an'i zamerika izany.

Ka vao miainga dia loham-boto ve dia inona no antenaina @ izany ???
15. Oay ( 17/03/2009 15:28)
XXX a! azavao ny hevitrao.
16. naughtyboy ( 18/03/2009 08:17)
Oay > tsy resaka fanan-tsaina ngambany fa fitiavam-bola no marina @ le andry mpikiky kapila ity,fa mba nasiany resaka v ireo fotodrafitr\'asa fanatanterahana sy fitsinjovana ny vody andro merika aorinan\'izao olana izao oh. ny momba anzany akaiky @ ny aim-pirenena toy ny vaha-olana
manerana ny nosy(solution à la crise actuelle vers le redréssement économique et prévoyance à l\'autonomie financière, filaminana ,ary fanarahan-dalàna ho an\'ny daholobe).sa de ny manonon-tena ho filohany barofo fotsiny ka ho toy ny niakarany teo ihany koa no itondrany
tsy saina no ananany fa fitiavam-bola ankoatr\'izay tsy hijanona eo fotsiny io zv io fa hitohy ary ny fakany no hipoitra tsy ho ela dia i ratsy iraka,tadidio fa
io ataony io dia hiverina aminy mafimafy kokoa,izay mamafy rivotra mbola hijinja tadio....
17. naughtyboy ( 18/03/2009 08:18)

18. naughtyboy ( 18/03/2009 08:18)

19. naughtyboy ( 18/03/2009 08:18)

20. naughtyboy ( 18/03/2009 08:19)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2286