Mahamasina radem am 10h

1. tsinjo ( 17/03/2009 12:12)
source radio Fahazavana : eny am kianja Mahamasina rampitso am 10h ny mpanohana ny ara-dalana .

Tongava maro ^:^
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:34
2. andrywui ( 17/03/2009 12:20)
Iee mitenitenena tsara foana eo elah ry tsinjo fa ho voatifitifitra goaka vody eny aby laisany fa ataovy anga !! anga ny kapsaty manaiky hivorivoriana zany zao !! def milaza ah lety zay ry tsinjo fa goaka eny aby laisany !! kozy e!!
:-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$
3. xxx ( 17/03/2009 12:20)
ireo izay tsy manaiky ny tsy ara-dalana ,ny raketa antaon'ireo miaramila sasany ny vahoaka antanarivo,ny fanosihosena ny safidim bahoaka,ny mpamadika tanindrazana
4. tsinjo ( 17/03/2009 12:27)
rawiwi :-D tandremo oa lah tapaka lalandra eo a :-D refa eny am 13 mei de tsy tifirina fa refa mahamasina de tifirina nefa lisany tsy mpamono olana ???? =))
5. rixes ( 17/03/2009 12:30)
miaraka @ TIM ndray zay mbola te handroba zany o! :roll: :roll:
6. andrywui ( 17/03/2009 12:33)
ka elah ve aona e:!! kef oe nanao filazana be ny kapsaty sy ny gvtvaovao oe ze mbol be mokony mamorivory olona mandrangitra eo de tifirina ny vodiny !! tsy te ahita ny olona ato am forum ato ho goaka vody anie ah no hitenenako e ! fa mamndehana ary !!! manaova be loha otran penguin ndray de avy eo manenina ! :-$ :-$ :-$ :-$ =D> =D> =D>
7. fijo ( 17/03/2009 23:34)
aleo aloha mba hivory koa ny sasany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06