Nandresy eeeeee!!!!!!!!

1. ronaldo09 ( 17/03/2009 09:08)
Azo atao amizay ny mifando-mbera ry zalahy a, efa eny Mahazoarivo manko no miasa i toton Roindefo ,azo omaly koa Ambohitsirohitra ,ny fisamborana dahalo eny Mavoloha sisa he!he!he!
Haninon'la avia aty raha mafy be ,raha tsy mafy de vava ampangino ! Hafaliana ny anay satria tanora daholo ny akama e!Andry,Ny Hasina ,Augustin ,Roindefo... He!he!he!....
Miomana ny hody aizay reo bevava ato reo a! Tonga ny fotoana sady ny lisitra efa anananay he!he!he!......
Ny ao amin'ny Ambasady de firansy ao misy 9 mianadahy ny anaranareo no nomena ny Minisitra Ny Hasina fa miomana o!!!!!!
Faly aho ,tena faly aho he!he!he!... =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par tcherinanah le 17/03/2009 14:16
2. xxx ( 17/03/2009 09:15)
aleo hihomehezana fotiny!!!!
3. xxx ( 17/03/2009 09:38)
Inona koa ity palais vide mba nalainareo ??? Maninona no tsy mankeny Iavoloha ?
Ho avy ny Sadec fa aza maika e
4. ifiona ( 17/03/2009 10:00)
manofy atoandro ny tgvistes
5. rixes ( 17/03/2009 12:08)
samy mbola manofy hitondra aloha hatramin'izao na ra8 na tgv , iza no ho tanteraka ny nofin'izy roalahy .
6. tcherinanah ( 17/03/2009 14:16)
aleo ranga mba mifandombera kely mitsy a!palais vide?aleo koa anazy ny azy fa zvt ny satana reny ve atao in?ra mafy be tsy nijanona teo iany?zaay zao hanao bal fa faly e!tena faly ny tenako ry vahoaka malagasy marobe! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0659