RAMBO 2009 à dago

1. BOYSGOSS ( 17/03/2009 07:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mba te ampihatra ny zavatra nianarany mintsy reto CAPSAT ireto.
Mody mitifitra tafondro sy mitraillette, de mba soldat en position de guerre hono de mba miafina ao ambadik'ilay tank BRDM t@ 1960 zay caracasse mandehandeha fa tsy mipoaka intsony. Avy eo ra-soldat mba nandaka varavarana fa te hi-geste @'ireo mpanao gazety saingy tsy nivoha ilay izy.
:-D :-D :-D :-D
Aoka less zalah ah :-D :-D :-D fatatray fa samy te ho RAMBO daholo ialahy isany. Ny GP tao Ambohitsorohitra dia efa tsy tao ela fa any Iavoloha nanao renfort. Ary efa fatatr'ireo mintsy zany.
Vao2 omena anareo koa dia ity : Nifanaiky ny Kung fu satria tsy adinonay ny namonoan-dRatsiraka ny namanay fahiny ka hiaro ny filoha Ravalomanana sy vahoaka maro an'isa tsy matahotra referendum zahay.
Tadidio fa ireo mpandroba ireo dia tsy iza fa zanaka sy ny TTS sy ny taranany.
NDAHO LEROA AH !!!! SIKA KUNG FU REHETRA SY ZAY TANORA MAHAY HAY ADY, NDAHO HIARO AN'I GASIKARA, MITSANGANA RY TANORA FA AZA MANANA HAHIHAY...ZAO NO ANDRONTSIKA KA MIJOROA TOKOA HO LEHILAHY.Mahazo tezitra ze mamaky ity hevitro ity tahaka le razoky zay fa misotroa fotsiny olympiko mba hampiena ny tosidra aterak'izany.

2. peta83 ( 17/03/2009 07:56)
ny olona aza tarihanao hiady zany fa dana enao rery miady any, efa eo andalam-pilaminana ny firenena fa aza korontaninao tsony.dana makany irak na afganistan ra te hanao RAMBOOOOOOO
3. BOYSGOSS ( 17/03/2009 08:07)
peta83:

ny olona aza tarihanao hiady zany fa dana enao rery miady any, efa eo andalam-pilaminana ny firenena fa aza korontaninao tsony.dana makany irak na afganistan ra te hanao RAMBOOOOOOO


O ry peta83, ZAAAAHHHAAAAYYYYY TSY MAINTSY MIARO NY FILOHA-PIRENENAYYYYYYY, fa tsy toi no mbaiko an'izany, hevitra efa tapaka ny anay ary efa tany Iavoloha zahay omaly niaraka t@ fitaovana hiarovatena.
Fa raha tian'ny toi tsy hisy ny ady dia aza avela makeny ny CAPSAT fa mino zah manana dadato ao toi matoa tezitra.
:* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
4. tanthelene ( 17/03/2009 08:57)
Misaotra anao @fitiavan-tanindrazana malalantsika ity , aleo ireo hisy maty sy velona eo fa ny antsika Ra8 ihany.

Milaza izay nahavita ny nataony.
mahereza daholo ne!
5. tanthelene ( 17/03/2009 08:57)
Misaotra anao @fitiavan-tanindrazana malalantsika ity , aleo ireo hisy maty sy velona eo fa ny antsika Ra8 ihany.

Milaza izay nahavita ny nataony.
mahereza daholo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407