Iza no nom de famille an'i jesosy

1. rakapy ( 16/03/2009 22:25)
Fanotaniana somary hafahafa nefa mba nanitikitika ny saiko izy ity.
Ireo jiosy mantsy dia manana ny anarany ary fanampiny ny ankamaroany.
Ka mino aho fa nanana izany koa i jesosy. Ka ho anareo izay mahafanatatra dia misaotra mialoha.
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:38
2. ikaretsaka ( 16/03/2009 22:52)
Fijery jiosy sa inona no tian drakapy hitondrana azy?

Satria misy t@ jiosy izao hoe tsy manana nom de famille be fa hoe zanak'i sy ny avy ary no tena manjaka @ ndry zalahy.

Ohatra hoe simona avy any sirea sy simona . Ry zanak'i alfonsa.ry joany zanak'i zebede... paoly avy any tarsiosy, josefa avy any armathee sns...
3. rakapy ( 16/03/2009 23:03)
Tsy hoe fijery inona fa ny marina. Nefa ireo nolazai'Ika ireo dia tsy izy irery no avy any Nazareta. Sa dia natao fotsiny hoe zanak'i Josefa?
4. ikaretsaka ( 16/03/2009 23:19)
Ka tsy I paoly irery koa izao no avy any tarsiosy ko maninona izy no izany no anarany. Na tsy I simona irery no avy any syrenee.

Ohatran'ny hoe tsy I odon irery no razanakolona da vo hoe monsenera de kopy ialahy
5. soanja ( 17/03/2009 04:34)
Zah aloha tsy mahalala fa ny tadidiko nampianarina anay dia hoe I Jesoa Zanak'i Josefa Mpandrafitra avy any Nazareta. Mino anefa aho fa manana Izy fa aleo karohiko vetivety sao mba???
6. jodasy2009 ( 17/03/2009 07:56)
zah zao jodasy iskariota, dia inona indray no dikan zany!? :lol:
7. petakoel ( 17/03/2009 08:18)
mitondra ina anefa ny fahalalana ny nom de famille-any e! ts d ilaina izan satria le anarany hoe Jesosy mihitsy no mis an le pouvoir fa ts ny nom de famille-any. Fa efa manontany ihany enao d za mieritreritra hoe Andriamanitra ny nom de famille-any satria Izy Andriamanita Zanaka na koa hoe Kristy satria zay no manampy an le Jesosy. Fa ra ny avy am Dadany d ts mis fanampiny ny anarany fa hoe Josefa fotsiny fa ra nis mantsy d zay zan no nom de famille-any.
8. ari.malala ( 17/03/2009 10:22)
tsy hoe Jesoa Kristy v e! sa diso ah? :roll:
9. fijo ( 17/03/2009 20:57)
io famalian'i^peta io le tena ratsy sy manimba zavatra.tsy mamela ny olon ahikarok aizany ka mametra fotsiny hoe "mino afotsiny"de izay.ratsy izany.avelao ny olona hikaroka fa tsy hino be fahatany eo.
10. ikaretsaka ( 17/03/2009 21:47)
jodasy2009:

zah zao jodasy iskariota, dia inona indray no dikan zany!? :lol:


nanavahana an'ialahy sy i St Jude (avy any Thadeus io)
Kerioth dia faritra iray any Jodea (Hebron amin'izao fotoana) izay malaza @ fitantanambola ny mponina ao (rehefa mahita le jiosy patapata ireny ialahy dia anontanio raha avy any kerioth ny razambeny)
jereo ao @ Josoe toko faha 15 ao fa toa misy tantarany ao raha tsy diso ahako

11. niryna ( 18/03/2009 02:21)
petakoel:

mitondra ina anefa ny fahalalana ny nom de famille-any e! ts d ilaina izan satria le anarany hoe Jesosy mihitsy no mis an le pouvoir fa ts ny nom de famille-any. Fa efa manontany ihany enao d za mieritreritra hoe Andriamanitra ny nom de famille-any satria Izy Andriamanita Zanaka na koa hoe Kristy satria zay no manampy an le Jesosy. Fa ra ny avy am Dadany d ts mis fanampiny ny anarany fa hoe Josefa fotsiny fa ra nis mantsy d zay zan no nom de famille-any.


Na Abrahama na Mosesy na iza na iza toa tsy misy mahalala izay nom de
famille tokoa e

fa maro tokoa no antsoina azy dia hoe krist ,jezus, Iesous, Jeshua, Jehosua, Joshua,Jehovah na famonjena na salvation na koa mesia, na mashiah, christos na anointed na olomboahosotra na olomboahasina
araka ny toerana samy hafa ,ny fantatra fotsiny izany dia hoe mpamonjy izy ka araky :arrow: kristy no antsoina azy e .. Jesosy kristy avy any nazareta

12. Mirananirina ( 18/03/2009 09:51)
io famalian'i^peta io le tena ratsy sy manimba zavatra.tsy mamela ny olon ahikarok aizany ka mametra fotsiny hoe "mino afotsiny"de izay.ratsy izany.avelao ny olona hikaroka fa tsy hino be fahatany eo

marina ny anao,izao koa mba te hahafantatra,ny nambara amitsika anie dia tsy misy nahita maso e?????????Tsara ny mahalala na dia kely aza.
13. fijo ( 18/03/2009 21:37)
nen'i jodasy anie ny fiaviany no lasa fanampi'anarany e
14. ikaretsaka ( 19/03/2009 01:41)
Ka io no ilazako azy hoe point de vue inona no tiana hitondrana azy..
15. fijo ( 19/03/2009 20:38)
nen'i lery toa hoe"avy any nazareta "ny fanampiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1221