V

1. Noue ( 16/03/2009 10:59)
[URL=http://img18.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img18.imageshack.us/img18/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]

hoy V :

« Le pouvoir appartient à la population. La population donne le pouvoir et la population reprend le pouvoir »

Une déclaration reprise au mot par le président de la République le lendemain

« Puisque le peuple est détenteur du pouvoir, il est légitime que nous renvoyions au peuple la question »

ka raha izany nahoana no navalin'i V oe

« Je refuse le référendum » a déclaré lundi matin Andry Rajoelina.

ka hoy aho oe fa dia inona loatra no tena dikan'io V io eee ?? ary maninona no miwawa mi-style milaza zavatra nefa tsy hay akory ny dikany ???

La réponse d’Andry Rajoelina ne surprend pas les observateurs.

La parole est donc donnée à la population malgache de la manière la plus démocratique possible, elle qui depuis le début de la crise est prise en otage dans un conflit larvé de lutte de pouvoir.





répondu par Noue le 16/03/2009 16:29
2. tsiafoi1 ( 16/03/2009 11:07)
V = VIOLATION

Efa fantatra anie fa tsy hanaiky hanantateraka an'io izy fa ny acte terroriste sy coup d'Etat, izay ihany no hotanterahiny. Ary azo antoka fa hanao izay hampandamoka an'io @'ny lafiny rehetra izy.

Na izany aza ny marina tsy ho fisaka
3. isalo ( 16/03/2009 11:08)
Ouuuuffff, zay ngeh wa le we, mpitaribato vilam-bava, izy mahatsapa tsara fa resy izy raha vao referendum
4. xxx ( 16/03/2009 11:13)
Tsy maintsy manda izy satria fantany ny valin io ka!
Ny fakon'Antananarivo aza ange tsy vitany ny nanala azy tamin'izy mbola Maire tsy niongana e! de maika fa referendum ve de mino ianao fa tsy hatahotra an'izany izy.
Aleo lavina de tsy wain raha resy
5. ifiona ( 16/03/2009 11:26)
ten V be mitsy e
6. Noue ( 16/03/2009 11:32)
tena V marina fa ny tsy matiko lolo dia ity lazainy ity oe

« Le pouvoir appartient à la population. La population donne le pouvoir et la population reprend le pouvoir » nefa izy mandaha ny référendum, ka hoy aho oe maninona raha miverina kely any am-pianarana aloha mianatra tsara ny zavatra tiana lazaina eee ??? kay moa dj fotsiny i V, hitako no tsy hainy akory ny signification ny zavatra lazainy ! noheverina fa pancarte pub nga ny olona no ataony ho V tahakazy ee ???
7. rixes ( 16/03/2009 11:34)
ka ra8 no tompon'i fahefana koa inona moa no tokony hatahorany izay zavatra miseho :-D :-D
8. xxx ( 16/03/2009 11:38)
Noue :
Tsy fiteny izany hoe "le pouvoir appartient à la population". Politiquement raha population no resahina dia toerana iray ao anaty pays. "Le pouvoir appartient au peuple malgache", izao no izy fa teny diso hono tsy mba kabary, sady tsy nisy prof de français ange teo akaikiny e!
Aza omena tsiny izy fa entanentaninilay hoe nahavory vahoaka de miakatra daholo ny hormone rehetra de mivadika hatr@ population sy ny peuple sns ...
9. Noue ( 16/03/2009 11:45)
ka tsy izaho anie no namorona sy nilaza an'io eee ?? fa io tgv io koo ! ka izy zany no tokony hiverina any am-pianarana oa hianatra kely ny zavatra tokony ho lazainy aloha na mamaky ity forum ity dia handalina ny fanazavao ee !
10. ngoiha ( 16/03/2009 12:28)
VENDRANA-VIOLANCE-VIZANA VVVVVVVVVVVVVVVVVVVVV
11. mion ( 16/03/2009 12:35)
aiza re le kely endaka kely iny e, toa nangingina ry andrywui sy ry madamakely. i madamakely mampalahelo ahy mintsy izy iny ka. Mety efa nahazo toerana milay ao @ 13 Mai ao angamba de tsitahita intsony
12. tsiafoi1 ( 16/03/2009 13:16)

I Samoel 2/9-10
"Fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any @'ny maizina ; Fa tsy @'ny hery no handresen'ny olona"

"Ho torotoro izay miady @'i Jehovah, any an-danitra IZY no hampikotrokorana hamely azy. Jehovah hitsara ny vazan-tany, ary IZY hanome hery ny mpanjakany sy hanandratra ny tandroky ny voahosony.
13. aloalo ( 16/03/2009 15:39)
fa maninn ny oul manaratsy foana an'i Andry. hoe DJ e, sns, i R8 aza no hitako hoe INCULTE. mahita an'ny mpanatitra ronononay za dia tonga saina hoe ity koa zany d ho président ?
14. xxx ( 16/03/2009 15:55)
aloalo:

fa maninn ny oul manaratsy foana an'i Andry. hoe DJ e, sns, i R8 aza no hitako hoe INCULTE. mahita an'ny mpanatitra ronononay za dia tonga saina hoe ity koa zany d ho président ?



Satria tsy tian'ny olona izy izany , izany koa ve dia mila fanazavàna be ohatran'ny inona e

ie ilay mpanatitra ronononareo mety ho lasa president raha misy saina ohatran'i Ra8, dia ianao tsy miova fa mijanona ilay zefa be eo foana .
15. aloalo ( 16/03/2009 16:15)
miafena wa afaran'ny xxx !!!

fialonana no betsaka e ! tu es inculte comme ton président, mpangalatra, ... maro ny adjectifs azo ampiasana momba azy ...
16. Noue ( 16/03/2009 16:29)
aloalo:
fa maninn ny oul manaratsy foana an'i Andry. hoe DJ e,
nahoana moa no tsy haratsin'ny olona io kely fingotra tgv io eee ?? rariny daholo zany zao ataony zao??


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1935