LASA FONJA V I MAVOLOHA E!

1. rixes ( 16/03/2009 04:49)
Tena i ra8 ihany no nampigadra ny tenany ao mavoloha , fa inona no hataorany tsy hipetrahany eny faravohitra , zavatra mbola ny vahoka manerana ny madagascar mbola tia azy ny 90% =))
2. ravatorano ( 16/03/2009 05:41)
raha nipetraka teny amin 'io tranony io (faravohitra) ravalo d kiana lavareny no re fa hoe inona fotsiny no ilaina ny lapam-panjakana roa ireo dia ambohitsirohitra sy iavoloha , izao indray sefa nipetraka eny ilay iraka lahy dia io indray ra rixes fa milaza hoe "fonja v mavoloha" =)) =)) =))
aiza ihany re izay izany e !
zao efa samy manao izay reviny fa aleo izy "higadra" ao e raha izay no maha diavolana ny fony
^:^
3. rixes ( 16/03/2009 05:58)
aleo ranga mba hitondranay joba ao faravohitra refa tsy hipetraka ao ihany lery e! aiza ny lakile tonton ra8 !
4. mpandalina ( 16/03/2009 07:24)
tompoko,


izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.

tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"

ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.

olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?

samy tahian'Atra daholo!
5. ari.malala ( 16/03/2009 08:05)
rixes:

aleo ranga mba hitondranay joba ao faravohitra refa tsy hipetraka ao ihany lery e! aiza ny lakile tonton ra8 !



=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0873