tgv

1. fijo ( 16/03/2009 00:30)
manomboka matahotra sy tsy maharitra i andry,satria manomboka tsapany fa mih amandao azy ny vahoaka notaritiny.
maro mantsy ireo vahoaka ireo no tia azy ,fa manda ny goaikantitra mijapy azy.
maro koa no tonga saina mahita azy miaraka amin'ireto miaramila ,mihoapefy ireto.
manomboka tena hitan'ny olona koa,fa tena natao fitaovan afotsiny izy,ka ilay ef analohany taloha no ten amitady ny toerana.
jereo fa mih amihena ny olon atonga eny amin'ny 13 mai,ary mih amiseho kosa ny olon amomba an dravalo.
noho izay antony izay dia maik ai andry sao mitambotsitra ny tady ka izy indray no hovoafatotra.
miandry isika
novalian'i xxx ny 16/03/2009 01:33
2. xxx ( 16/03/2009 01:33)
Io ilay vao nolazaikoa atsy ambadika fa samy may te ho patron'ny PETROLE ao Bemolanga daholo ireo mpitsetritra ny Malagasy.
Io petrole io no tena tanjon'izy manakavy fa mody natomboka tamin'ny radio viva sns... moa i Ngahy Ravalomanana koa mody nampandry adrisa ny vahoaka tamin'ny endrika ivelan'ny tanana sy ny finoana sns...nefa dia tratra fa be fandrapaka ka tsy afaka niala.

Ary na ho vita ary ny referendum ka ho lany ny iray amin'izy roalahy mianaka dia tsy hijanona eo io romoromo politika io.
Ity resaka krizy 2009 ity anie ka efa tamin'ny 1991 no niatomboka raha tena mandinika ianareo fa mody aholakolaka sy sarotsaromana ary novaovaina fotsiny ny endriny.
Anjaratsika vahoaka no miheritreritra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695