Le président Ravalomanana confirme qu’un référendum aura lie
21. TEGEVE
(
15/03/2009 20:15)
anaka isany ,ampirimo aloha zany costume zany ,fa refa ampy taony TGV dia avohay @ zay fa mba mino aho fa matotra @ zay (l) (l)
23. Noue
(
15/03/2009 20:31)
i syma sy rakotonandra aloha dia ity eee !!!
[URL=http://img135.imageshack.us/my.php?image=iavoloha2.jpg][IMG]http://img135.imageshack.us/img135/7572/iavoloha2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img135.imageshack.us/my.php?image=iavoloha2.jpg][IMG]http://img135.imageshack.us/img135/7572/iavoloha2.jpg[/IMG][/URL]
25. xxx
(
15/03/2009 20:50)
tena marina izany fa i tezeve mba juste hoe mihindrana fotsiny :-D :-D :-D
26. xxx
(
15/03/2009 21:05)
Tezitra i deba any fa tsy mahay manisy pochette orange sy kravaty i TGV ,zao vao kendan'i deba @ kravatiny @ zay =)) =)) =))
27. fijo
(
16/03/2009 00:02)
tgv matahotra fifidianana izao.tsy hanaiky an'io izy satria rah aizao io no misy dia resy izy
28. maditra
(
16/03/2009 02:36)
Voalohany aloha dia mankasitraka ny filohampirenena hajaina ary hendry sy mamim-bahoaka, Marc Ravalomanana, isika rehetra noho ny fitiavany ny vahoaka sy noho ny fahendreny. Enga anie ka hamaly soa azy Andriamanitra ka hampitombo fito roa heny ny fahendreny sy ny fitiavan'ny vahoaka azy. Faharoa, tratran'ny tsy nampoizina tgv satria efa io ange no natahorany ka nahatonga azy tsy nanaiky ny assise nationale e. Sady efa kaopy lery fa tsy mpifidy izany ireny jiolahimboto navoriny miaraka aminy ireny. Ilay fifidianana aloha dia azoko tsara ny tsy ankasitrahan'i Roindefo sy Hasina azy. Mbola vao nijanona kely nanaintaina ny ratram-pon'izy roalahy ireo tamin'ny nafitsoky ny vahoaka azy tamin'ny election farany teo. Aiza ve rangahy ka dia 0,01 kely ireny ihany no mba azony nefa ilay zavatra premier tour dia vita. Tena mbola hiditra amin'izay fahafaham-baraka izay indray ve? Sarotra ho an'ny tgv ny lalana. Rendez-vous urne e
30. mpandalina
(
16/03/2009 07:25)
tompoko,
izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.
olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?
samy tahian'Atra daholo!

31. mion
(
16/03/2009 07:52)
SAROTRA BE NY MITOKY @ MIARAMILA (tafika) na hiverina @ ra8 aza izy ireo. Mety fika hamonoana an-dra8 zany fa mba mailo. Tsy mila CapSat alou ra8 @ zao fa aleo aza manakarama mercenaires hiaro azy.
32. Noue
(
16/03/2009 08:06)
ka ny fika zao tsy maintsy mitady ry zareo satria hita fa tsisy nahomby ny teti-dratsy hatramizay