METY HISY REFERENDUM ATO ATO
1. tsinjo
(
15/03/2009 13:25)
miomana isika fa mety hisy referendum ato ato de hita eo we iza no no tsy tiany vahoaka i TGV ve sa R8
novalian'i mpandalina ny 16/03/2009 07:31
2. lasa
(
15/03/2009 13:30)
izay mihintsy no tokony ho efa natao hatry ny ela mba hialana @zao disadisa mitranga zao.
3. Noue
(
15/03/2009 13:33)
aleo mahintsiny hisy an'io dia ho hita oe oe iza no tian'ny vahoaka sa ny andian'olona
5. ralalaina
(
15/03/2009 13:54)
aza manonofy eo ry ireto,tsy misy izany referendum izany intsony fa efa tara loatra,ra8 miala no ilaina tapitra
6. Optik
(
15/03/2009 14:11)
Tera-ta...... ny Tézéviste vô maheno an'i referendum io satria hiavaka eo am'zay ny 13 MAi (3000 olona) contre Gasikara ray manontolo!!!!
Ny communauté international koa zao tonga de mankasitraka an'io,
de tera-ta.... koa i Renimalala !!!!
Ny contre attaque avo lenta hoa efa miandry an'laisany!!!

7. xxx
(
15/03/2009 14:27)
tsy misy miala eo président, tsy misy miala eo président, hiara-maty @ nareo za raha ilaina hoy izy, ambiansa tena mafana ny eny Iavoloha @ zao fotoana zao ary tena mahafinaritra fa tongava zay hahita .
8. mpandalina
(
16/03/2009 07:31)
tompoko,
izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.
tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"
ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.
olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?
samy tahian'Atra daholo!