maro ireo tratran'ny otage etsy ry eroa
1. manitinah
(
15/03/2009 07:51)
maro ireo tratran'ny otage @ ty resaka TGV sy RA8 ty!!!!! ohatra ny directeur ny ESCA etsy antanimena dia naondry zalahy otafe ny alakamisy 12mars2009 lasa teo!!!! raha nalandry zareo ankerny tao t@ 10ora marina ary tsy naverny raha tsy t@ 6ora hariva!!!! dia efa mampalahelo mihtsy ilay toetsaina!!!!
MIHANTRA @'AIN'NY OLONA MIHITSY ITNY RESAKA POLITIKA ITY :cry: :( :roll: :{
MIHANTRA @'AIN'NY OLONA MIHITSY ITNY RESAKA POLITIKA ITY :cry: :( :roll: :{
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:24
4. xxx
(
15/03/2009 09:19)
ka inona ny antony hanaovanao io dinika io raha tsy voavalinao akory ny fanontaniako oe iza ilay lazaina fa manao otage?
7. xxx
(
15/03/2009 10:28)
ok!! hay ve eh!! ka inona izany fa dia mitovy ami'ny mpanao didy jadona ihany izany raha izany! samborina refa tsy mitovy hevitra aminao
