Iavoloha
21. xxx
(
15/03/2009 22:29)
Ka raha izay no tianao ho fantatra dia hiaraha mahita fa i Ngahy Ravalomanana dia tsy nahita fanazava ny momba ilay fiara manidina izay novidiany. Ary mbola tsy nahita fanazavana ny hoe naninona no tsy nolazainy t@ vahoaka Malagasy ny fikasana saika hampanofa ny tanindrazana t@ Korean. Noho izany= Aretina.
Ary raha chauffeur izy dia toy ny saika hanao bojy= Tokony hiala
I Andry indray kosa dia nitarika ny vahoaka hanao fanonganam-panjakana izay zavatra tsy eken'ny lalana iraisam-pirenena. Noho izany=Aretina
Atoa Ravonjison> Ity raharaha politika ity tsy tokony ho entina @ sentiment satria dia izay no zavatra iray mahatonga antsika Gasy ho toy izao.

23. ravonjison
(
16/03/2009 10:08)
xxx:

Tsy resaka sentiment izany io fa fomba fijery mahitsy fotsiny e.
Fiaramanidina : raha azy ilay fiaramanidina dia voatery izy hiteny aminao ny vidiny. Proprieté privé io. Raha misy mahatsapa fa nanondimbola izy dia torio dia fitsrana no hitsara.
Fanofana tany : iny dia toy ny varotra sy fiaraha-miasa rehetra ihany. Raha mbola tsy concret tsara ilay dia tsy mbola tokony havoaka satria mety tsy ho raikitra indray.
Ary ny olona misy hevitra hampandroso indray no lazainareo hoe marary.
Soa dia ianareo ary no misy olana, toa mampisendaotra anareo rehefa misy olona manambola sy manana hevitra hafa.