Amin'ny 26 jona 2010 vao hilamina ny firenena

1. zakilinina ( 14/03/2009 17:39)
Nohon'ny nafitsoky Andry sy ireo naniraka azy no anton'izao. Amin'izao fotoana izao aloha dia mbola ho azo leferina ny fitotonganan'ny harin-karena malagasy. Amin'ny herintaona kosa dia tsy ohatr'izao intsony ity firenena ity fa tena ho latsaka an-katerena.
2. rabehevitra1 ( 14/03/2009 17:52)
marina izany fa hono ahy mba ohaona ny situation a tana ao @ izao radio tele ny sisa,raha mba azonao valiana re mama zakilinina dia mba valio fa mangitakitaka izahy aty tany lavitra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.133