utimatum 4h efa lany
1. rabehevitra1
(
14/03/2009 15:02)
mahazendana mihitsy ity resaka politika eto mada ity,izao indray i tgv dia mipoitra indray satria ve ny tafika manaraka azy ?
répondu par yuka le 14/03/2009 15:37
2. yuka
(
14/03/2009 15:12)
Ka inona mou no azo atao ee!
tsy ilaina tsony marina ny fifidianana,fa ze be mokony dia afaka manongana
dia avieo lasa minisitra sy filoha. :-D :-D
tsy ilaina tsony marina ny fifidianana,fa ze be mokony dia afaka manongana
dia avieo lasa minisitra sy filoha. :-D :-D
3. mosabe
(
14/03/2009 15:28)
yuka:
Ka inona mou no azo atao ee!
tsy ilaina tsony marina ny fifidianana,fa ze be mokony dia afaka manongana
dia avieo lasa minisitra sy filoha. :-D :-D
N'deha aho hitady seza ministra fa ny eto koa manela ka...
4. xxx
(
14/03/2009 15:32)
tsy miala jusqu'a la fin eh,tsy sahy mankeny iavoloha ireo mutin ireo sady mbola betsaka koa ny sous officier tsy manaiky ,aleo amin'izao fa tsy maintsy eny ambony latabatra ihany no hireglena an'io
