TOKONY HO REKETINA @ IZAY NY ADY E

1. xxx ( 14/03/2009 10:50)
Voalaohany indrindra aloha dia misaotra betsaka an'i hery izahy,fa eto ihany no misy tena fanehoankevitra malalaka @ forum gasy misy ;isaorana ihany koa ravatorano saingy @ izao toe javatra misy aty dago izao ,ho raikitra ihany ny ady e,guerre civile io,tsy natao hampitahorana na hoe entina handrangitana fa c'est la realité,mizara roa ny gasy mety ho telo mihitsy aza izay maro an'isa manarak'onja fotsiny sisa.
novalian'i xxx ny 14/03/2009 11:26
2. vilambava ( 14/03/2009 11:00)
Efa raikitra elabe ange ny ady e. Ny mampalahelo dia ny mpanao gazetintsika ihany no mampiady ny samy malagasy. Izaho manokana dia malahelo satria manaraka ny fivoaran'ny toe-draharaha misy ankehitriny any Madagasikara aho ka site efatra no mba hanarahako an'izany. Ny zavatra tsapa dia izao ny sobika sy topmada izay amin'ny miteny frantsay (ataoko hoe ranoray) dia maharaka mampita vaovao tsy tapaka. Etsy andanin'izany ny madagate sy moov izay samy mitonona ho lohalaharana (ny iray milaza fa premier portail internet de Madagascar, ny iray milaza ho premier media internet pour la press de Madagascar) dia zara raha mba à jour ny zavatra hita ao. Izay indray raha misy dia vaovao feno fandrangitana sy hita fa mamoaka ny tena zava-misy ny ankamaroany hita ao.
Mampalahelo isika fa tena very zo tsy mahalala ny zava-misy marina ao amin'ny firenen-tsika. Ny amin'ny teny vahiny indray no mahazo vaovao haingana kokoa noho isika.
Ny vaovao marina sy mitombona moa dia mbola resaka hafa indray ny mikasika an'iny fa dia tsy maintsy mikaroka etsy sy eroa mba hahazoana toky na mitombona sy marina izay hita mba tsy ho taitaitra ambony ihany.
3. xxx ( 14/03/2009 11:01)
hanafika eny iavoloha hametraka an'i tgv ny mutin ce soir miaraka @ blinde tadin'ny 1945,ak 47 vita sinoa t@ andron'ny guerre du vietnam,asa na ho hitan'i Rakotonandrasana noel colonel du mutin ity ny lalana mankeny miaraka @ lampe de pouche. :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 14/03/2009 11:03)
TAIRO EEE ALEO VONOINA DAHOLO ZE BE VAVA REHETRA ETO TONGA DIA LERANA NY ANTSY NY VAVAZAVATRANY TAPAHANA NY LOHANY MILA RA MANDRIAKA KELY FA IZAY NO TAKIAN NY VAHOAKA.
5. xxx ( 14/03/2009 11:09)
Mbola miandry kely bainina an,mbola mijery tsara ra8 an'ireto mutin ireto satria vao omaly no nisy fivorian'ny sous officier maro ary nanambara fa tsy hanaiky atao fitaovana ny miaramila,fa reheta tay ny afera aleo hifamono e ,sady efa simba ihany ny tanana e ,efa betsaka ireo mitalaho an'i ra8 hidecoudre an'ireo mutin cotier ireo
6. xxx ( 14/03/2009 11:26)
IZAHAY VONONA FOANA NY HISOTRO NY ALEOKO MATY HANAOHANA AN'I RAVALO FILOHANAY,ROMBOY ROMBOY ROMBOY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1165