potika be fikafika

1. xxx ( 14/03/2009 08:28)
tokony hakatona ny site toy intony ,miteny eto daholo ireo adala sy hendry maneho ny adalany,indrindra moa fa ireo tsy manakatao amandraharaha,satry aza misy fotoana holalaina eto.Mihevitra ve ianareo mitatatata eran'ny forum gasy ireto fa hoenoina ny ny rediredinareo.Ny fisian'izao resaka izao mihitsy no mampiady ny samy malagasy
novalian'i xxx ny 14/03/2009 10:30
2. xxx ( 14/03/2009 08:37)
ry oay izany eto dia mihevitra ny tenany toy ny olo kendry nefa miteniteny foana,juste mba handaniana ny andro.
3. xxx ( 14/03/2009 08:40)
Touches une seule fois un seul cheveu de notre Président si tu veux aller en enfer petit colonel mutin corrompu à la con ! On s`en moque complètement de tes blindés et de tes lances-roquettes de merde sachant que tu as des familles ici à Mada !!! Tes coups d`Etats ne nous impréssionnent pas , mais si tu veux vraiment la guerre , tu l`auras petit con de militaire CAPSAT !!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. Oay ( 14/03/2009 08:46)
xxx:

ry oay izany eto dia mihevitra ny tenany toy ny olo kendry nefa miteniteny foana,juste mba handaniana ny andro.


Tsy olonkendry izany i Oay fa mihanatra ho olonkendry d mieritreritra i Oay hoe ny hevitrin'ny maro no mahataka-davitra ary ny hevitra tsy azo raha tsy @ olombelona noho izany d mila mifanakalo hevitra satria ny hisavasavana ny fotony mba ahitana ny fakany ary ny tao trano tsy hefan'ny irery.
Diso ianao raha mihevitra fa mandany andro eto ny tenako, mianatra momba ny serasera aho ka d maka traik'efa eto satria ny fahaizana miresaka tsy azo raha tsy tonga d ampiasaina noho izany ahoana moa no ahaizako hanoro sy hampianatra ny olona hiresaka raha toa ka za aza tsy mahay mampita ny hevitro,
xxx a Expérience vaut science aki a!Saotra Tompoko


5. naughtyboy ( 14/03/2009 08:55)
m,lay Oay a, ny hazo avo no halan-drivotra hoy ny fiteny....
6. xxx ( 14/03/2009 09:05)
dia izay ela mirediredy eto ve :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ,meme pas ny hevitr'ela tsy misy maheno akory aty dago,ary ela koa ry badboy aza be mokiny ela fa bandy votany e,dia lazao koa fa bandy tafa koa ela
7. Oay ( 14/03/2009 09:18)
xxx:

dia izay ela mirediredy eto ve :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ,meme pas ny hevitr'ela tsy misy maheno akory aty dago,ary ela koa ry badboy aza be mokiny ela fa bandy votany e,dia lazao koa fa bandy tafa koa ela


Efa nolazaiko teto fa tsy mbola tanjona aloha izany hoe hoheno ny olona eto Madagasikara izany fa ny imasoana d ny hoe ahoana ny fomba firesaka @ izany olona afaka miditra @ zavatra avo lenta toa itony anterineto itony, ny majika @ ilay izy ohatra d afaka miresaka @ ireo olona ivelan'i Madagasikara toa ndry yuka sns... teto aho izao niresaka t@ dadabe papajames nahafinaritra satria betsaka ny zavatra tsy fantatro fa notataraina nanovakiana t@ boky kanefa d nolazain'i dadabe papajames tamiko ilay izy, izahay mianaka aza moa d rafitra ny resaka ka tonga hira nanao hoe:... ny nononao malemilemy d nihomehy izahay.
Mbola kely loatra ny taonanay ry XXX ka tsy mbola mendrika hoheno eto dago fa ny fianarana aloha no atao tsara d hita eo io fa ozy ilay zokibe nirotsaka hofidiana maire hoe "Zanakin'ny efa mangotraka hono izy ka tsy matahotra ny mahamay" d Oay tsy mba manana ray amandreny efa mangotraka fa mba niangara ny vitana i Oay d afaka mitafa aminareo zanakin'ny manakatao eto d efa zavadehibe izany ho an'i Oay Ka izao no lazainy hoe :"Ho ela velona ny serasera" ary tsy mitsahatra misaotra an'i Hery izy satria raha tsy misy olona toandry zareo d aiza ary no mba hifampiserasera @ saranga ambony toa ndry XXX itony.


8. xxx ( 14/03/2009 09:36)
sous couvert anonymat fa tsy misehoseho ohatran'ela eo,tsy fantra'ela hoe mety pierrot rajaonarivelo anie lesy ity mifanotra amin'ela ity ,ny serasera pro tim ka dia hitokona izahay foza orana hihiihih
9. Oay ( 14/03/2009 09:41)
xxx:

sous couvert anonymat fa tsy misehoseho ohatran'ela eo,tsy fantra'ela hoe mety pierrot rajaonarivelo anie lesy ity mifanotra amin'ela ity ,ny serasera pro tim ka dia hitokona izahay foza orana hihiihih



Milay lesy ry XXX raha hoe miresaka @ Pierrot Rajaonarivelo izany klé, tsy hoe manaraka anazy za fa reveko hoe za zandrikely ity mba afaka mifampizara traik'efa amin'ireny efa gaigy be @ sehatra politika ireny klé.
O lety ry XXX a omeo soupape any raha mba kobon'elah hoe eto ry Pierrot Rajaonarivelo klé.
10. xxx ( 14/03/2009 09:47)
kozy ve lesy,ela arema indray ve lesy no tokony hanontany ahy an'izany
11. Oay ( 14/03/2009 10:01)
xxx:

kozy ve lesy,ela arema indray ve lesy no tokony hanontany ahy an'izany



O lety ry XXX ny AREMA efa nalohan'ny vahoaka ve ry lety! Aoka lesy marina fa ny "Alika no miverina @ nalohany klé"
12. xxx ( 14/03/2009 10:30)
alika daholo izany ireo eo @ 13mai :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2844