Aok zay fa difotra ny Firenena! mahantra ny vahoaka madinika
1. andrywui
(
13/03/2009 14:26)
Ny faniriako fotsiny de oe enga anie mba tsy hamiofo hianareo rankizy ato amin'ny serasera ka tsy hiditra hisera ato tsony , fa malaelo anareo aho aloh e!! (zao i Penguin ty efa tsy maketo tsony efa mapalaelo ahy lery !! aiza zao i Molota, bozyboleta,Klitika ; zama91 , batista , KALACK , tezeve , ......miverena mo ry reto a !! aoka zay a!!! fa izao ary no condution !! eny oe !!!! tsy handrangindrangitra na handatsa be eto tsony anay ra ekenareo izao teny izao:: Atsaharo hatreo ary ny firesahana sy fihantsiana fanao eto fa andao amzay tena hiresaka politika sy ny hivoahana amizao firenena latsaka andavaka tanteraka izao satria de ho taona maro marina tokoa vao ho vita ny tanana!!! mba ahita asa ny tanora ,, hiverina ny mpampiasa vola nande nody ireny ,, sy resaka hampandroso an'i M/car ndray isika !! satria na tiana na tsy tiana ka raha oe hiditra hitondra eo ny TGV de zazavao tanteraka eo amin fitondrana firenena daholo ry zalahy eo ireo ,, raha tsy hiteny afatsy monja roindefo ,Andry rajoelina, organes sns ......!!! ka sur fa mbola tsapatsapa ndray zao ny dimy taona voalo !! ny olona anefa efa trotraky ny fahantrana !! ka amin'ny maha-malagasy no hitondrako ny hevitro eto fa ho sasatry ny miarina i M/car !! tsisy omentsiny koa satria !!!! ---- ny sasany be taimbava sy miavonavona tsy mety mifanakalo hevitra sy toroana de tsy zakan'ny Malagasy le ambaniana ////ny sasany indray be mokondoha be fotsiny miditra detety amze atao ka manimba zavatra sy mamotika tanana no niafarany !! ka ze solution de hiaraha mamaha eto !!
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:52
2. tovolahy007
(
13/03/2009 14:32)
Tena mampiomehy ko rangahy nareo a, marina e. hahaha. Ny zavatra hiseho ve de mbola tsy takatringahy foana?? Raha i Andry no ho eo de 2 taona iany ra be indrindra ra zoky o. Mazava be io, ary jereo fa sao heverindrangahy fa hiala mora ko ry Zafy Albert, Alain Ramaroson, sy ny sisa tsy voatanisa. NOLAZAINA BE TETO NY HOE NY NATAO IANY NO MIVERINA mbola averiko iany io. Dia hoy aho hoe: AFAKA 2 TAONA DE IZAO IHANY INDRAY KO IZANY NO HISEHO SATRIA NY ATAO NO HIVERINA.
4. andrywui
(
13/03/2009 14:44)
tovolahy !!! mbola eritreritry ngah manokana aloh zay fa tsy mbola zay ny réel !! mbola tsy tena ho izay no mety hiseha afaka 2taona iizay !!!! fa ny firenena difotra no mampalaelo amzao satria mijaly ny vahoaka aminle hambopo diso toerana !!!
5. tovolahy007
(
13/03/2009 14:50)
Efa tara loatra ilay fahatongavan-tsaina @ ilay hoe difotra ny firenena. Efa tsy difotra izany intsony izy izao fa efa tena rav, potika ary torotoro. Ary noho izany faharvany izany no tsy ampilamina intsony an'i Madagasikara na iza no hitondra eo na ho iza. Tadidio fa i 13 May anie ka ho eo foana fa tsy hifindra e. Ny hoe hamerenana indray ny mpampiasa vola indray de nofy io raha hisy hieverina eo zany intsony. Tsy nisy korontana aza reny jereo ny fipepopepo nahazo andravalo, ko vao maika nisy ny fanapotehina ireo zavatra natsangan'ny mpampiasa vola?? Nofy io, ary io no tena mahagaga ahy mihintsy @ zao. Efa nilaza ny fikamabanana iraisampirenena fa tsy hanampy intsony raha misy ny fakana ny fitondrana @ fomba tsy demokratika, nefa mbola indreny ny sasany fa mbola misiska mafy @ io fakana fitondrana io ihany.Asa na mba azony antsaina ny ho vokatr'izany hoe tsy hisy fanampiana avy any ivelany zany tsony?? Izaho tsy miteny hoe de tokony tsy hanao ininona zany manolona ny zavatra tsy nety nataon'ny fitondrana, tsia, fa tokony natao t@ fomba mihaja izany mba ahamendrika ilay fandresena.
6. pikatti
(
13/03/2009 14:59)
ary nilatsahan'ny fanahy masina angah leity elah zany androany no tsy manoha an'i TGV =)) =)) =)) =))
7. andrywui
(
13/03/2009 15:00)
Efa tara loatra ilay fahatongavan-tsaina @ ilay hoe difotra ny firenena. Efa tsy difotra izany intsony izy izao fa efa tena rav, potika ary torotoro. Ary noho izany faharvany izany no tsy ampilamina intsony an'i Madagasikara na iza no hitondra eo na ho iza. Tadidio fa i 13 May anie ka ho eo foana fa tsy hifindra e. Ny hoe hamerenana indray ny mpampiasa vola indray de nofy io raha hisy hieverina eo zany intsony. Tsy nisy korontana aza reny jereo ny fipepopepo nahazo andravalo, ko vao maika nisy ny fanapotehina ireo zavatra natsangan'ny mpampiasa vola?? Nofy io, ary io no tena mahagaga ahy mihintsy @ zao. Efa nilaza ny fikamabanana iraisampirenena fa tsy hanampy intsony raha misy ny fakana ny fitondrana @ fomba tsy demokratika, nefa mbola indreny ny sasany fa mbola misiska mafy @ io fakana fitondrana io ihany.Asa na mba azony antsaina ny ho vokatr'izany hoe tsy hisy fanampiana avy any ivelany zany tsony?? Izaho tsy miteny hoe de tokony tsy hanao ininona zany manolona ny zavatra tsy nety nataon'ny fitondrana, tsia, fa tokony natao t@ fomba mihaja izany mba ahamendrika ilay fandresena.
------Somary tara kely ngah !!! tsy i Madagascar intsony izao no milelaka ny Firenena andalampandrosoana na efa mandroso mihitsy aza fa ireo no manambitamby ze Mpitondra Malagasy eo !! satria raha ny fatra petrol hita ao Madagascar de tsy lanin'ny Malagasy anjato taona !! efa andalampahavitana anefa na efa vita mihitsy aza angamba ny tolotrasa sy ny fitrandrahana fa tsy oe mbola misy 10taona akory !! ary mino mihitsy aho ny fahafantaran'ny sasany izany volabe tsy toko tsy forohana miditra amin Fanjakana izany no mampifikitra mafy tsy te hiala eo aloha !!! tadidio fa noho io resaka petrol io no politika fototra tena ni-eliminena an'i Saddam !! de vola toy ny inonnn zany no hiditra amin m/car !!ankoatra ny harena ankibon'ny tany zay efa andefasana tolotrasa koa !! misy mille milliers de milliards be hiditra sy hiodina eto M/car afaka fotoana vitsy ka izay alo no tena mampandrovitsihy be otrizao !!!
8. tovolahy007
(
13/03/2009 15:07)
Razoky ra andrywui> Ko raha izany no marina de efa miomana ko zany fa izay ho tonga eo @ io seza io de hifikitra mafy satria misy sosy be ao. Ary io no nilazako fa mbola hiverina indray izao korontana izao afaka fotoana fohy satria izay hitondra eo de hanilika ireo izay manelingelina ny fihinanany. De ho betsaka ny tsy ho faly satria misy ny mahazo be ary misy ny mahazo kely. DIA NY HIAFARANY KORONTANA AVO 20 HENY NOHO IZAO MISY IZAO. Kozy efa voasoratra io baina a, KORONTANO MBA HISY HINANA.
9. pikatti
(
13/03/2009 15:11)
Mba misaina lesy fa ny mpitondra no miahy ny vahoaka ao aminy a, ny mpitondra no manome ny directve ho any gouvernement izay manatanteraka tsy personne physique izy eto fa morale izany hoe solotenan'i madagasikara,raha mahazo fanampiana avy any ivelany izy ,FMI ,BM dia an'i madagasikara izany ny contrat !!!!
10. tovolahy007
(
13/03/2009 15:15)
pikatti>jereo tsara aloha le fanoratrao azy zany fa toa mikorontana be tsy hay raisina atao ahoana.
11. xxx
(
13/03/2009 15:16)
Hiditra
Tafiditra: andrywui
Hanova tenimiafina
Hivoaka
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Fitsipi-pifehezana
Fitadiavana
Hanoratra
Statistika
Endri-tsoratra
Ny dinika
Ny dinika rehetra
Dinika manokana
Hamorona dinika
Handray email
Serasera.org
Namana Serasera
Tononkira
Tononkalo
Bizna serasera
Lalao serasera
Ohabolana
Wikianja (wiki)
Resaka mivantana
Radio Vazo Gasy
Lisitra
Tahiry serasera
Takelaka hafa
Ny dinika rehetra
Antson'ny foArtista sy HiraDiasporaEritreritra mandaloFahasalamanaFanabeazanaFanatanjahantenaFety sy fihaonanaFiaraha-moninaFiarakodiaFirariantsoa, FankaherezanaFitiavanaFivavahana, finoanaHatsikana sy lalaoHoy ny gazetyHoy ny lalànaInformatikaKolotsainaMomba ny seraseraPolitikaResa-behivavyResa-dehilahySakafoSarimihetsikaSoso-kevitraTakelaka mahalianaTetikasa sy vinavinaToekarenaTontolo iainana!!Tsetsatsetsa tsy aritraVaovao tselatraVavolombelonavetso.serasera.orgZaridainaTe handray ny hafatra farany?
Ampidiro ny adiresy:
Delivered by FeedBurner
boxleft2 Politika
Hevitra mandeha : Aok zay fa difotra ny Firenena! mahantra ny vahoaka madinika
Isan'ny hevitra : 9
Hamaly ny hevitra
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 13-03-2009 15:26:07
Lohateny : Aok zay fa difotra ny Firenena! mahantra ny vahoaka madinika
Ny faniriako fotsiny de oe enga anie mba tsy hamiofo hianareo rankizy ato amin'ny serasera ka tsy hiditra hisera ato tsony , fa malaelo anareo aho aloh e!! (zao i Penguin ty efa tsy maketo tsony efa mapalaelo ahy lery !! aiza zao i Molota, bozyboleta,Klitika ; zama91 , batista , KALACK , tezeve , ......miverena mo ry reto a !! aoka zay a!!! fa izao ary no condution !! eny oe !!!! tsy handrangindrangitra na handatsa be eto tsony anay ra ekenareo izao teny izao:: Atsaharo hatreo ary ny firesahana sy fihantsiana fanao eto fa andao amzay tena hiresaka politika sy ny hivoahana amizao firenena latsaka andavaka tanteraka izao satria de ho taona maro marina tokoa vao ho vita ny tanana!!! mba ahita asa ny tanora ,, hiverina ny mpampiasa vola nande nody ireny ,, sy resaka hampandroso an'i M/car ndray isika !! satria na tiana na tsy tiana ka raha oe hiditra hitondra eo ny TGV de zazavao tanteraka eo amin fitondrana firenena daholo ry zalahy eo ireo ,, raha tsy hiteny afatsy monja roindefo ,Andry rajoelina, organes sns ......!!! ka sur fa mbola tsapatsapa ndray zao ny dimy taona voalo !! ny olona anefa efa trotraky ny fahantrana !! ka amin'ny maha-malagasy no hitondrako ny hevitro eto fa ho sasatry ny miarina i M/car !! tsisy omentsiny koa satria !!!! ---- ny sasany be taimbava sy miavonavona tsy mety mifanakalo hevitra sy toroana de tsy zakan'ny Malagasy le ambaniana ////ny sasany indray be mokondoha be fotsiny miditra detety amze atao ka manimba zavatra sy mamotika tanana no niafarany !! ka ze solution de hiaraha mamaha eto !! Miverina ery ambony
1. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 13-03-2009 15:32:58
Lohateny : Re : Aok zay fa difotra ny Firenena! mahantra ny vahoaka mad
Tena mampiomehy ko rangahy nareo a, marina e. hahaha. Ny zavatra hiseho ve de mbola tsy takatringahy foana?? Raha i Andry no ho eo de 2 taona iany ra be indrindra ra zoky o. Mazava be io, ary jereo fa sao heverindrangahy fa hiala mora ko ry Zafy Albert, Alain Ramaroson, sy ny sisa tsy voatanisa. NOLAZAINA BE TETO NY HOE NY NATAO IANY NO MIVERINA mbola averiko iany io. Dia hoy aho hoe: AFAKA 2 TAONA DE IZAO IHANY INDRAY KO IZANY NO HISEHO SATRIA NY ATAO NO HIVERINA. Miverina ery ambony
2. Mpandefa : ifiona [ Valio ] 13-03-2009 15:35:07
Lohateny : Re : Aok zay fa difotra ny Firenena! mahantra ny vahoaka madinika
sali wiwi. Aza be resaka eo fa i penguin ary miditra eto isa-maraina. Miverina ery ambony
3. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 13-03-2009 15:44:39

tovolahy !!! mbola eritreritry ngah manokana aloh zay fa tsy mbola zay ny réel !! mbola tsy tena ho izay no mety hiseha afaka 2taona iizay !!!! fa ny firenena difotra no mampalaelo amzao satria mijaly ny vahoaka aminle hambopo diso toerana !!! Miverina ery ambony
4. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 13-03-2009 15:50:08

Efa tara loatra ilay fahatongavan-tsaina @ ilay hoe difotra ny firenena. Efa tsy difotra izany intsony izy izao fa efa tena rav, potika ary torotoro. Ary noho izany faharvany izany no tsy ampilamina intsony an'i Madagasikara na iza no hitondra eo na ho iza. Tadidio fa i 13 May anie ka ho eo foana fa tsy hifindra e. Ny hoe hamerenana indray ny mpampiasa vola indray de nofy io raha hisy hieverina eo zany intsony. Tsy nisy korontana aza reny jereo ny fipepopepo nahazo andravalo, ko vao maika nisy ny fanapotehina ireo zavatra natsangan'ny mpampiasa vola?? Nofy io, ary io no tena mahagaga ahy mihintsy @ zao. Efa nilaza ny fikamabanana iraisampirenena fa tsy hanampy intsony raha misy ny fakana ny fitondrana @ fomba tsy demokratika, nefa mbola indreny ny sasany fa mbola misiska mafy @ io fakana fitondrana io ihany.Asa na mba azony antsaina ny ho vokatr'izany hoe tsy hisy fanampiana avy any ivelany zany tsony?? Izaho tsy miteny hoe de tokony tsy hanao ininona zany manolona ny zavatra tsy nety nataon'ny fitondrana, tsia, fa tokony natao t@ fomba mihaja izany mba ahamendrika ilay fandresena. Miverina ery ambony
5. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 13-03-2009 15:59:20

ary nilatsahan'ny fanahy masina angah leity elah zany androany no tsy manoha an'i TGV Miverina ery ambony
6. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 13-03-2009 16:00:24

Voalaza teo :
Efa tara loatra ilay fahatongavan-tsaina @ ilay hoe difotra ny firenena. Efa tsy difotra izany intsony izy izao fa efa tena rav, potika ary torotoro. Ary noho izany faharvany izany no tsy ampilamina intsony an'i Madagasikara na iza no hitondra eo na ho iza. Tadidio fa i 13 May anie ka ho eo foana fa tsy hifindra e. Ny hoe hamerenana indray ny mpampiasa vola indray de nofy io raha hisy hieverina eo zany intsony. Tsy nisy korontana aza reny jereo ny fipepopepo nahazo andravalo, ko vao maika nisy ny fanapotehina ireo zavatra natsangan'ny mpampiasa vola?? Nofy io, ary io no tena mahagaga ahy mihintsy @ zao. Efa nilaza ny fikamabanana iraisampirenena fa tsy hanampy intsony raha misy ny fakana ny fitondrana @ fomba tsy demokratika, nefa mbola indreny ny sasany fa mbola misiska mafy @ io fakana fitondrana io ihany.Asa na mba azony antsaina ny ho vokatr'izany hoe tsy hisy fanampiana avy any ivelany zany tsony?? Izaho tsy miteny hoe de tokony tsy hanao ininona zany manolona ny zavatra tsy nety nataon'ny fitondrana, tsia, fa tokony natao t@ fomba mihaja izany mba ahamendrika ilay fandresena.
------Somary tara kely ngah !!! tsy i Madagascar intsony izao no milelaka ny Firenena andalampandrosoana na efa mandroso mihitsy aza fa ireo no manambitamby ze Mpitondra Malagasy eo !! satria raha ny fatra petrol hita ao Madagascar de tsy lanin'ny Malagasy anjato taona !! efa andalampahavitana anefa na efa vita mihitsy aza angamba ny tolotrasa sy ny fitrandrahana fa tsy oe mbola misy 10taona akory !! ary mino mihitsy aho ny fahafantaran'ny sasany izany volabe tsy toko tsy forohana miditra amin Fanjakana izany no mampifikitra mafy tsy te hiala eo aloha !!! tadidio fa noho io resaka petrol io no politika fototra tena ni-eliminena an'i Saddam !! de vola toy ny inonnn zany no hiditra amin m/car !!ankoatra ny harena ankibon'ny tany zay efa andefasana tolotrasa koa !! misy mille milliers de milliards be hiditra sy hiodina eto M/car afaka fotoana vitsy ka izay alo no tena mampandrovitsihy be otrizao !!! Miverina ery ambony
7. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 13-03-2009 16:07:56

Razoky ra andrywui> Ko raha izany no marina de efa miomana ko zany fa izay ho tonga eo @ io seza io de hifikitra mafy satria misy sosy be ao. Ary io no nilazako fa mbola hiverina indray izao korontana izao afaka fotoana fohy satria izay hitondra eo de hanilika ireo izay manelingelina ny fihinanany. De ho betsaka ny tsy ho faly satria misy ny mahazo be ary misy ny mahazo kely. DIA NY HIAFARANY KORONTANA AVO 20 HENY NOHO IZAO MISY IZAO. Kozy efa voasoratra io baina a, KORONTANO MBA HISY HINANA. Miverina ery ambony
8. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 13-03-2009 16:11:00

Mba misaina lesy fa ny mpitondra no miahy ny vahoaka ao aminy a, ny mpitondra no manome ny directve ho any gouvernement izay manatanteraka tsy personne physique izy eto fa morale izany hoe solotenan'i madagasikara,raha mahazo fanampiana avy any ivelany izy ,FMI ,BM dia an'i madagasikara izany ny contrat !!!! Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra
Mpanoratra : andrywain Tsy lazaina
Lohahevitra : Politika
Lohateny :
Endriny : Fanazavana
Hevitra :
[Sary fanampiny]

12. andrywui
(
13/03/2009 15:18)
Raha mahay mitondra ny Firenena kosa izy tsy hisy vahoaka hanala zany !! fa raha tsy mamely anga kanefa hita fa misy sources be amin'ny firenena sady miakatra be ny taux de croissance de mino aho fa hirongatra be ndray y vahoaka (NY VAHOAKA IHANY no tena atahorana 90% amin'ny fihonganana fa ny ankotra izay harerahana fotsiny) !! ny herimbahoaka mitroatra ihany no tena mampihongana ny Mpitondra fa raha izany oe Mercenaires sy ny Fanonganan'olombitsy zany tsy mahavoa President zany !
13. pikatti
(
13/03/2009 15:19)
vakio tsara dia fakafkao lesy fa aza zatra tolorana lava izao a, firafitry ny firenena rehetra lesy zany an ,raha république
14. Oay
(
13/03/2009 15:21)
tovolahy007 Mba James Bond ihany ianareo ka nahoana no hiraviravy tanana.
Fanontaniana t@ 2002 iza t@ fianakaviambe iraisampirenena no nankatoha avy hatrany ny fitondrana Ravalomanana?
Tsy nisy nilaza an'izany t@ fomba ofisialy!
Tsy i Ravalomanana ve no nanao ménace hoe iala @ FMI, UA... ny Malagasy
D maninn kanefa niverina ihany ny rehetrarehetra, avelao handeha io fa izao no tsarovy "L'inimité n'est jamais éternelle mais l'intérêt est permanent" mino aho fa fantatrao io teny io.
Izao no mbola averiko é! efa nisotro ny aleoko maty na ny andaniny na ny ankilany ka tsy misy fampitahorana mandaitra intsony eo fa tsy maintsy godragidra ny famahana ny olona rah tsy hoe misy miracle.

16. naughtyboy
(
13/03/2009 15:29)
mba fantatry pikatti moa v aloha hoe iza avy no ao ambadiky ny IMF sy WB ... ary inona avy ireo tetika fangolena @ fanjanahana kotrehiny ireo mpanjakazaka antanin'olona vaovao ary inona marina no anjara-toeran'ny mpitondra na mpitarika firenena iray manoloana ireto mpambotry ny firenena madinika toa antsika sy ao afrika ary azia sy amerika atsimo variana @ ady an-trano(raha eny na tsia dia mba omeo fanazavana misimisy...amiko ny fomba fitondrana sy ny fanaon'ny mpitarika no mila fanovàna tanteraka fa tafalatsaka ao @ gejan'ny fanjanahana,fitiavam-bola sy fitiavan-tena efa hita t@ rasanjy,ratsy iraka...ary ireo mpitarika fivavahana isankarazany ,very toky ny malagasy fa tsy afenina ka ny fampitambarana izay voasamatsamaky mpanjanaka taloha sy ankehitriny @ alalan'ny firaisan-kina asehony mpitondra filamatra no vaha-olana...
18. andrywui
(
13/03/2009 15:36)
Raha mahay mitondra Firenena kosa ka tena hita filamatra araky ny tenin'ny NAUGHTYBOYS de tsy hisy vahoaka hanala azy zany !! fa raha tsy mamely anga kanefa hita fa misy sources be amin'ny firenena sady miakatra be ny taux de croissance de mino aho fa hirongatra be ndray ny vahoaka oe ahoana no volabe tsy toko tsy forohana no miditra anmin M/car nefa karama kely tsy tody le10 ny volana akory no hivelomany !!!! (NY VAHOAKA IHANY no tena atahorana 90% amin'ny fihonganana eo amin'ny FIITONDRANA fa ny ankoatra izay harerahana fotsiny) !! ny herimbahoaka mitroatra ihany no tena mampihongana ny Mpitondra fa raha izany oe Mercenaires sy ny Fanonganan'olombitsy zany tsy mahavoa President zany !
19. tovolahy007
(
13/03/2009 15:44)
Oay! Tsy misy idiran'ny hoe James Bond sy forongony eto. Ny zavatra lazaiko de io zavatra voalazanao io tsara mihintsy. Niverina ny mpamatsy vola saingy tsy izy rehetra akory, ary ataoko fa hitanao tsara ny nahazo and-Ravalomanana hoy aho, hany ka very hevitra de lasa nanaonao foana nivarotra tany no farany. Taiza ny tany tsy nandehany mba nikatsahana ny mpampiasa vola mba ho aty Madagasira saingy vitsy no namaly mba tsy hilazana hoe tsy nisy. T@ 2002 tsy nisy ny fandrobana sy fandorana orinasa na bizna, fa t@ ity anie ka orin'asa afakaba firy no potika, everintsika fa tsy vola no mivoaka avy any ampaosin'ny tompony orinasa nananganana ireny? De ihevitra ve isika fa tsy hiraharaha ny zavatra niseho izy ireny fa tonga de fa hiteny hoe ao fa hiverina izahay e. Tadidio fa firenena mahantra faran'izay mahantra isika, na misy aza ny harena eto madagasikara fa refa tsy ho avy ny olona mpanambola de toy ny tsy misy iany zany. Ka diniho tsara kely aloha fa tsy miseho hoe tsy raharahantsika na tsy hanampy aza ny firenena vahiny. LOZA BE IO TOMPOKO FA IZAY NISEHO BE LOHA T@ IREO DE NY FAHANTRANA @ FARAHIDINY NO NANJO .
20. pikatti
(
13/03/2009 15:46)
zao fomba fanalana filoha izao ry leity no tsy mety a!!! vide ny caisse ny état izao ,tsy hanampy anao ny firenen-dehibe dia inona ny ho filoha eo tsy ahay hitondra vahoaka zany satria tsy ampy ny vola dia bis repetitas ,dans la rue et on recommence , tena mi s'auto detriure ry zalahy isika fa mihevera a