10 000 Ar tsy handeha afaka fotoana fohy...
1. BlackGasy
(
13/03/2009 13:03)
Tena manahy aho ry zareo vao miala eo Ra8 fa tena zay manana 10 000 Ar mitambatra aloha tonga dia atakalozy haingana fa tsy handeha intsony ireny fa 10 000 Ar misy sary TGV indray izao no hanjaka eto amintsika ka mba tsy hanenenana dia aleo atakalo malaky dia ny mbola eo Ra8.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i BlackGasy ny 14/03/2009 08:15
2. endrika01
(
13/03/2009 13:25)
Tsy voatery hanakalo anzany ny vahoaka,ary tsy voatery ho TGV koa ny marika atao eo amvola satry tsy ny 100%ny vahoaka Malagasy akory de maka ny TGV . Tsy mbola demokrasia raha izany! Maninona mou raha dia atao sariny JESOA NIFATSIKA TAMNY HAZOFIJALIANA! Amzay ze mpanodina rehetra ho tonga saina!Aza rangitina ny vahoaka fa hoentina am-pisainana daholo ny zvt rehetra ATAO sy LAZAINA eto.Misaotra!
3. endrika01
(
13/03/2009 13:27)

4. endrika01

5. Oay
(
13/03/2009 13:45)
endrika01:

Endrika01 a! ary maninn raha io sary apetrak'i Endrika01 io eto @ serasera io no atao @ vola d amizay milamina sady atao ao @ posy ankavia ny lobaka ilay izy d atao tsara valonana.Aleo ry reto mba asiana Tsiky kely a! Za alou d tsoriko aminareo fa na i Marc Ravalomanana no eo na olon-kafa d tohizako ny fiainako fa za kosa aloha mba maniry hoe mba afaka hanagana indostria lehibe momba ny ronono eto Madagasikara mba hifaninana @ TIKO fa tsy mety ilay monopole é!
6. ainaheri
(
13/03/2009 14:24)
Oay:
Za alou d tsoriko aminareo fa na i Marc Ravalomanana no eo na olon-kafa d tohizako ny fiainako fa za kosa aloha mba maniry hoe mba afaka hanagana indostria lehibe momba ny ronono eto Madagasikara mba hifaninana @ TIKO fa tsy mety ilay monopole é!
Ka izay anie ny tsy mampandinika an'ny sasany e,za tsy momba an'i andry sy zay hitondra eo fa halako maizina ny fomba fitondra8 ny vahoaka gasy sy ny mpandraharaha,gejaina enao refa lasa² ny orinasanao,refa tsy mifanaraka @ fepetrany d manidy trano,raha malalaka ny fananganana indostria mamokatra ronono sy orinasa afaka misahna ny ppn d mba afaka hanantsafidy ny gasy eo @ vidin-javatra,sinon giajan-dra8 irery,hany ka zay tiany ataony ny vidiny,amiko zany tsy fitiavan-tanindrazana fa fitiavam-bola..........
7. endrika01
(
13/03/2009 14:38)
BlackGasy:Raha HANOVA ny VOLA ihany,tonga de ny EURO-sy ny DOLLARD aparitaka amzay samy manana devise aby na ny mpitsindroka fako aza.Ny isany ndray amzay no tsy mitovy,fa ny fofony samy tany ivelany!Mba tany Amerika sy Europa! =))=))=))=)) Tsiky de ampy
Tena manahy aho ry zareo vao miala eo Ra8 fa tena zay manana 10 000 Ar mitambatra aloha tonga dia atakalozy haingana fa tsy handeha intsony ireny fa 10 000 Ar misy sary TGV indray izao no hanjaka eto amintsika ka mba tsy hanenenana dia aleo atakalo malaky dia ny mbola eo Ra8. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. Oay
(
13/03/2009 14:49)
endrika01:
Raha HANOVA ny VOLA ihany,tonga de ny EURO-sy ny DOLLARD aparitaka amzay samy manana devise aby na ny mpitsindroka fako aza.Ny isany ndray amzay no tsy mitovy,fa ny fofony samy tany ivelany!Mba tany Amerika sy Europa! =))=))=))=)) Tsiky de ampy
inn ndray ary zany hevitr'i Endrika01 izany ka efa hoe aleo ilay Sinoa vavy eo @ sary io no atao eo @ vola fa inn ary ity hihihi....
9. BlackGasy
(
14/03/2009 08:15)
endrika01:Raha HANOVA ny VOLA ihany,tonga de ny EURO-sy ny DOLLARD aparitaka amzay samy manana devise aby na ny mpitsindroka fako aza.Ny isany ndray amzay no tsy mitovy,fa ny fofony samy tany ivelany!Mba tany Amerika sy Europa! =))=))=))=)) Tsiky de ampy
[/quote]
Ka ny ONU aza hono tsy hamatsy antsika intsony rehefa miala eo Ra8 koa aleo marina io sarinao mlay be io no atao @ volan-tsika TGV sa ahoana sad Ra8 efa hiala tsy ho ela eh, misaotra an'i Oay koa amin'ilay soso-kevitra eh!
:* :* :* :*