nakaiza ny olon-tety e!!!
1. andrywui
(
12/03/2009 16:06)
tsary misy hita tsony ny mpisera lety ee!! o lety ry artistika a! andao letsy tambatambazana fa tsy misy miditra eto tsony ny Tim a!! tsisy namana ane isika lahy eee!!! tezitra aby de midongy be tsy misy manoratra :: ao ary mifona ry reto a:!!! tsy hanao tsony aho fa mifona e!! tsy hanao le arahaba ary aho apitso e!! miverena aby moa ry reto a!!!
novalian'i virjiny ny 12/03/2009 18:05
2. AnA
(
12/03/2009 16:19)
tsy te hiditra ny olona fa mankaleo ny zavatra lazainao! ny olona ko manankatao fa tsy ohatra anao miwawa @ tsinapany ato :evil:
4. iartistika
(
12/03/2009 17:15)
tsy misy leo zany eo ry nana ah! efa afaka mirevy manao arôzazy zao ny eto! fa aza marary fo eo
