tena tsy rariny kosa izao k'le

1. Lejoba ( 12/03/2009 15:01)
Niniako natao tato ity satria ahiako tsisy hamaky raha nataoko tao @ dinika hoy ny gazety
http://forum-madagascar.com/articles/entry/Bresil-L-avortement-d-une-fillette-de-9-ans-bouleverse-le-Br-sil

Arovy ihany ny zanakareo rey olona, indrindra ianareo reny
2. endrika01 ( 12/03/2009 16:57)
Lejoba:
Niniako natao tato ity satria ahiako tsisy hamaky raha nataoko tao @ dinika hoy ny gazety http://forum-madagascar.com/articles/entry/Bresil-L-avortement-d-une-fillette-de-9-ans-bouleverse-le-Br-sil Arovy ihany ny zanakareo rey olona, indrindra ianareo reny
Tena mahatoro fo sy mampalahelo,ny nanjo lay tovovavy kely!
3. sitlo ( 12/03/2009 17:54)
Nisy Brezilianina namako izay aloha niteny hoe be dia be mihitsy any ny zaza menavava misy manary eh.
4. endrika01 ( 12/03/2009 19:44)
Vehivavy efa lehibe aza miteraka,misy sahirana,he zany izy mbola zaza no hiteraka.Mapahonena le zanak olombelona!
5. ari.malala ( 13/03/2009 06:39)
:) ny reny tokony iaro ny zanaka fa ny lelà kou tokony hahafehy tena ka :-P
6. Mirananirina ( 13/03/2009 12:40)
Arovy ihany ny zanakareo rey olona, indrindra ianareo reny

Rehefa tratra ny tsy rariny ohatra izao anie,dia mampalahelo,nefa ny lhl nahavita izao tsy vanona.
7. rova30 ( 13/03/2009 13:28)
Lejoba:

Niniako natao tato ity

Arovy ihany ny zanakareo rey olona, indrindra ianareo reny

Amin' ny fomba ahoana moa, no mety hiarovana ny zaza amin'izany??...satria na ilay zaza, na ilay reniny na ny manodidina aza , tena sendra ny tsy nampoizina satria :tsy nanampo mihintsy ny hoe: misy bibi-olona(marary saina)anie eto amin-tsika zareo!

Raha fantatra fa ho may ny trano? ...dia efa navoaka nialoha ny entana.

Sa tsy izany?!
8. ari.malala ( 13/03/2009 13:51)
ka izay mantsy! ary izay no nilazako hoe ny lelà koa mba tokony hifehy tena! zaza 9 taona zany mbola innocente zany!
9. endrika01 ( 14/03/2009 08:23)
Sady zay koa any amininy firenena iny no tena betsaka mpifoka zava-mahadomelina.Misy bandy zay lasa adala lery satria teo ambany masony no namonon-dry zalahy motarad be ireny ny rahalahiny,izy 3(izy mirahalahy d ny fofombadiny)tamy hatrany le motard be reny teny @plage,tonga de nobatainy le sipa,an-keriny io,de niaro le vadiny,tonga de nodarofany le zalahy motard tam vatobe ny lohanle bandy de maty teo no eo,le sipa lasany izy telo mba nande tany Bresil we hanao vacance hay zava-doza no nitranga.Ka raha le mpifoka moly le ni viole de tsy hisy sahy hisambotra na hiteny fa de miforitra daholo.
10. endrika01 ( 14/03/2009 08:24)

11. sakaizakely ( 14/03/2009 20:19)
Arovy ihany ny zanakareo rey olona, indrindra ianareo reny

arovana amin'inona anefa ? Tsy ny lehilahy ve no tokony hanabe tena @ fihazonana ny rambony mba tsy hikitsofotsoka ankeriny, indrindra indrinda @ zaza tsy manantsiny sy tsy afaka miaro tena ?
12. ikaretsaka ( 15/03/2009 18:55)
e izy resaka entabarotra sy kil sy biby sy lavaka ihany... fa tsy hoe ity na irokatra fa fifamenoana..
rehefa tsisy ny 1 de tsisy ho azy ny 1

resaka akoho sy atody io e
13. ari.malala ( 16/03/2009 06:36)
ika, fa raha zaza kely toy io, inona no tsininy? nareo lelà hoa mba maneke tenenina :-P
14. sakaizakely ( 16/03/2009 16:50)
8O 8O 8O 8O 8O 8O

o ry ika a ! sodé misy fahavoazana ?

zaza 9 taona kou ve dia itsofohana ? mba mieritrereta alohan'ny miteny fa manirikiry le fisainana

mivavaha tsy hiteraka vavy, mivavaha tsy ho voany koa ze madama
15. fahamarinana ( 16/03/2009 17:02)
:arrow: takina koa aho naheno iny resaka iny aloha an ! be ny marary na saina na vatana !
lejoba:
Arovy ihany ny zanakareo rey olona, indrindra ianareo reny

:arrow: Andraikitry ny ray aman-dreniny io fa tsy reny ihany re e !!...fa raha tsy misy koa ny ketrina dia tsy nisy ny tranga ! (l)
16. ikaretsaka ( 16/03/2009 17:32)
sakaizakely:

8O 8O 8O 8O 8O 8O

o ry ika a ! sodé misy fahavoazana ?

zaza 9 taona kou ve dia itsofohana ? mba mieritrereta alohan'ny miteny fa manirikiry le fisainana

mivavaha tsy hiteraka vavy, mivavaha tsy ho voany koa ze madama

Rehefa tsisy but na misy mahay ny gol na firy taona kosa na firy taona.. na misy fahavoazana na tsisy..na ronaldo na jordan ...tsy hisy bol ho faty eo...
Fa raha but migodana kosa ,,, na bandy mikotringa aza mahafaty...
Azonao le methaphore?

Faute aby ary tomponandraikitra aby fa tsy hoe ranona ihany
17. ari.malala ( 17/03/2009 10:12)
ika, how stubborn you are!!!!!!!!! hay nenao zany refa but itsofohanao aby na zazamena aza? mampitahotra enao ty ka! marina e! mieritrereta iany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3112