mitohy ny fakana ministera ataony ry tgv

1. xxx ( 12/03/2009 10:15)
azon'ny ry tgv izao ny ministera toekarena
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:55
2. xxx ( 12/03/2009 10:17)
tena tsy menatra e ,
3. Samoana ( 12/03/2009 10:18)
harena efa nopotehintsika sy norobaintsika mianakavy ve mbola hifandrombahantsika ihany :roll: . Mahasoava e!
4. yuka ( 12/03/2009 10:35)
Aleo izy hanao z danin'ny kibony ao ee!
Gasy tsy mivoatra,refa tsy eo @ fitondrana zany ratsiraka dia zao fona ny zava miseo :roll:
5. nyavo2000 ( 12/03/2009 11:38)
AZONY AHOANA MOA E!

- RAHA TAFIDITRA IZY TSY HOE MBOLA HO TAFIDITRAO RAHAMPITSO ?

NY VAHOAKA TSY HAMELA AZY HANAO IZANY !
6. ratavao ( 12/03/2009 12:02)
NY VAHOKA? TSY AZOKO MIHITSY LE VAHOKA! FA OLONA IRAY VE NO ATAO HOE VAHOKA SA 2 SA 3 SA 4 SA RAVALO SA TGV SA IZA?
MIVAVAHA MAFY RAHA TE HANDRESY e!!!!!!
7. xxx ( 12/03/2009 12:35)
HAY VE E EEEEEEEEEEE
8. andrywui ( 12/03/2009 12:42)
Sarotra ve ny fandidiana ???? miareta petsa aloh ry reto a !!!!! tanjemo fotsiny sao mifanalanala PS zany ato ho ato an !! andro fifaliana mantsy zao ka sao misompatra an!
9. tovolahy007 ( 12/03/2009 13:43)
Miarahaba ny rehetra e!
Tena mahagaga mihintsy a! De ahoana hony zany ny fandehany, ny fivondronambe iraisampirenena efa niteny fa RAHA HAKA FAHEFANA @ FANONGANANA ILAY FAHEFANA DE HO FOANA NY FANAMPIANA HO AN'NY MADAGASIKARA. De aiza ny minisitra TGV zany no ahita vola ampandehanana ny raharahampirenena? Io aza efa mandeha ireo projet fitrandrahana harena ankibon'ny tany nefa mbola mangataka mafy ny fanampian'ny FMI ka vao maika hoe tsy hanampy intsony ry ngezalahy de hisy zavatra andeha ve? Sa hiala ao @ io fivondronambe iraisampirenena io i Frantsa ka hisososo hoe ao fa izahay hanampy an'ny Madagasikara??

I andrywui> mo efa niteny hoe tsy mila izany fikambanambe iraisampirenena izany hony ny fanodididna ny masinina ny Dago ka asa aiza ry zareo no ahita vola anodinana an'io.

I Patrick2002> ko nilaza hoe raha i Ravalo no hitsipaka ny fikambanana iraisampirenena de ho toy andry Mugabe hoy izy. Saingy @ zao ny TGV zao no toa mandaka ny fikambanana iraisampirenena. De izay fa tena hitovy ny any Korea Avaratra isika zany ra pat2002 ko.
10. andrywui ( 12/03/2009 13:53)
Milelamolotra daholo anie izao ny firenena rehetra maniry hikambana amin'ny madagascar amity Petrol be hita aty ioe!! ary io mihitsy k aza zao no mampihisatra mafy an'i Ramosé be tsy mety miinga teo io !! fa mamy be angamba ny vokatra ho azo aminio !!! ka tsy isika no hanambatamby fa ny olona zao no milelaka ny malagasy atsy ho atsy ee!! marina any zany eeee!!!


:-D :-D :-D :-D =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
11. tovolahy007 ( 12/03/2009 14:02)
andrywui> zany an!!! Dea ahoana? ny Petrol fotsiny nga?I la frantsa ve io hilelaka an'ny Madagasikara io? Misy ny fifampifehezana eo @ fikambanana iraisampirenena fa sao de adinondrangahy. Raha io lazainao io ny marina de efa betsaka ny firenena nandeha any Libya razoky, saingy tsy izay no zava-misy fa aleo hazava tsara. Asa, hiantso andry kely maso ndray angaha, ry zareo reo mantsy efa nilaza fa tsy miraharaha izany fikambanana iraisampirenena zany. De ahoana? Ko tsy izany ve no atao hoe mandrora miantsilany????
12. fijo ( 12/03/2009 20:55)
nahazo trano izany ry zalahy ko.ary hodorany koa io,fa tsy misy hainy hafa tsy izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052