serasera malaza feno tsaho

1. Andribe ( 12/03/2009 09:15)
Lasa malaza feno tsaho mihintsy eto @ serasera ary malaza misy manao resaka tsy matotra tsy hay tsony ny tena fandehany sa ve efa fomban ny gasy ny mpikorotana sy mpiatsaravelatsihy tahakizao :^) :^) :^)
2. strazezy ( 12/03/2009 09:29)
:-D :-D :-D
3. ravatorano ( 12/03/2009 09:30)
tsy eto irery no miely ny tsaho sy ny honohono
efa tandra vadi-koditra amitsika malagasy tokoa ve izy io !
Izao hono.... dia aza miresaka betsaka fa nisy an'izao hono tatsy ......
feno amonaty hono etsy analakely hisambotra an 'i andry rajoelina eny ambatobe nefa hono izy efa lasa any iavoloha
ravalo hono niditra hopitaly fa niakatra ny tension-ny
dia hono hono hono no malaza amitsika ary io honohono io no hahafaty ny malagasy maro
4. Samoana ( 12/03/2009 09:32)
Amin'ny tany hanjakan'ny korontana dia anisan'ny fitaovam-piadiana entin'ny mpanao pĂ´litika samihafa ny tsaho. Io no fomba mahomby hanakorontanana sy hisarihina ny saim-bahoaka malaky indrindra. Tsy eto amin'ny serasera ihany fa na ny haino aman-jery sasany aza efa voahofana hanao izany.
5. strazezy ( 12/03/2009 09:34)
Contre attaque: Mila Lemizoo bdb amin'izay izao.

Tairo ilay fika be ry Lemizoo sao tara fa efa akaiky hivadika ny pejy ka ho vita ity tantara TGV ity.
Mangataka an'i Lemizoo mba tsy ho be resaka eto intsony.
Fadio ny SMS amin'io fika be io
Kely sisa dia TGV t'es FOUTU
Lasa izao!
6. hery ( 12/03/2009 11:56)
strazezy: flooding = voasakana
7. andrywui ( 12/03/2009 12:06)
Inona le voasakana lazaindra-hery io ?? nesorina ve ny PS n'i stratezia ?? omeo jiro kely oe mba ahafantarana azy !!! sao de mba hevitra ny azy io fa tsy flooding ra- hery !! SA ZAY le didy Jadona ???

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. rainivoanjo1 ( 12/03/2009 12:08)
aza maika ianao rahery,mbola hoavy eo no tena tgv :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0449