D'efa tsy mahalala menatra intsony ve i Organes e ?

1. rabaradaka ( 12/03/2009 07:01)
Dadatoa Organes a, mba mahalalĂ  menatra e, lehilahy lehibe sy mpiandry toa anao zao ve de ho viravirain'ny olona. Enao ange tsy ho ministre mihitsy mandrakizay e, tsy tian'ny polisy koa enao satria be afera sady ratsy loha. Ireny ve no ho ministre TGV de tsy hateza ity TGV satria tsy izy ireny fa fĂ´pla hoy ny ankizy.
novalian'i xxx ny 12/03/2009 08:58
2. yvonKEL ( 12/03/2009 08:17)
Ho an'i dadatoa ORGANESA
Mba saino kely ange fa AMBATOFINANDRAHANA tanana niavianao aza tsy zakanao ka vao maika ve ministera. Izaho de mponina ao ary mahafantatra tsara ny zava misy ao ka noho ny mbola maha ray aman-dreny anao ao an-tanana dia ajanony io fa tsy ho asian 'oul sira intsony ianao io raha mitohy izao fitiavanao seza an-dala-mbe izao, tsy efa ampy ve izay naha senateur anao izay
3. kabota ( 12/03/2009 08:27)
Misaotra ny nanome fanamarihana momba an'i ORGANES
Mila manova toetra ianao Dadatoa fa tena manalabaraka ny finoana iarahantsika
Aza entina amin'ny tsy mety ny anaran'i Jesosy
4. xxx ( 12/03/2009 08:58)
Contre attaque: Mila Lemizoo bdb amin'izay izao.

Tairo ilay fika be ry Lemizoo sao tara fa efa akaiky hivadika ny pejy ka ho vita ity tantara TGV ity.
Mangataka an'i Lemizoo mba tsy ho be resaka eto intsony.
Fadio ny SMS amin'io fika be io
Kely sisa dia TGV t'es FOUTU
Lasa izao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3723