2ieme RFI - Reste des militaires non muté - GP - GN - PN

1. xxx ( 12/03/2009 06:06)
Miandry baiko avy @ ireo officieux generaux ny commandos d'elite Malagasy dia ny 2ieme RFI sy ireo namany tsy nioko dia ny tafika any @ faritany izay marihina kosa fa misy ihany ireo te hanaraka ny CAPSAT, ny Gendarmerie national izay misy tarika na adjudant te hioko fa voafehiny GILBAIN Pily ka tsy sahy niteny betsaka sy nanao action, ny Police national izay manana tarikefa sy experience @ ady atanan-dehibe toy ny element SAG - GIR - FIP,
ary farany ny Garde presidentiel izay corp d'elite zay marihako fa ao @ 2ieme RFI no manao formation ireo pre-selectioné ary ny resultat de selection de miankina @ performance-ny. Marihana fa hisy ihany koa ny tafiky ny SADC miaraka @-ny fitaovana arifomba izay tsy maintsy ho avy toy ny nataony tany @ RDC.
Farany dia aleo ho fatatsika fa ny akabeazany fitaovan'ny tafika dia ao @ CAPSAT saingy amintsika miteny zao dia efa fois 4 ny ao Iavoloha.
Aza adino fa ny BATAC sy ny BANI izay corp niavin'ny Minisitry ny defense dia manampy isa ireo voalazako ireo satria tsy faly.
Fanontaniana apetrako : MANINONA HATRAMIN'IZAO NY MIARAMILA MPIOKO NO TSY SAHY MANAFIKA NY ENY @ PREISDENCE KA HANERY NY FILOHA HIALA AMIN'NY TOERANY ?????
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:06
2. saranga ( 12/03/2009 06:13)
Araho tsara ny vaovao nama, aza ampiadiana amin'ny resaka voretra toa izany ny tafika, soa ihany fa tsy mahay miley internet ny 90%-n'ny miaramila fa angamba dia loza raha ny toetran'ity tsy valahara ity. Ny tanjona dia izao : hikambana iray ny tafika. Tsy solution intsony izany hoe aty be basy atsy misy tafondro. Jereo fa Ravalo aza ange mandady mihitsy hihaona amin'ilay namana kolonely e !
Efa tenenina fona nareo hoe aza mampiady fa eee ! Tenenina foana hoe aza be fo fa eee !
3. yuka ( 12/03/2009 06:30)
zara ary izy ry xxx tsy manafika any,nareo ve tsy leo feom-basy ee! :roll:
nga ianao Gpresidentiel no mahalala fa be fitaovam-piadina ao Iavoloha :?:
Ny tsao toy izao ihany ane no fototrin'ny fifandonana ee.
ra sendra mamaky an'io voasoratrao io zao reo CAPSAT pikomy ireo d mety ho
rombotra d voavaly ny fanontanianao hoe:MANINONA HATRAMIN'IZAO NY MIARAMILA MPIOKO NO TSY MANAFIKA NY ENY@ PRESIDENCE???
zany ve no fanirinao sa ..tsy azoko :roll: :roll:
4. xxx ( 12/03/2009 06:31)
Ny anay miaramila tsy miandany @ Ra8 no tsy miandany @ TGV no ilainay.
Mazava ny teo @ 13 Mai e: IZA NO HAKA NY MINISTERA???? (naverina indroa mihintsy) ary namaly ireo mpitarika hoe NY MIARAMILA!
Ny miaramila no natao handamina nefa raha ilay teny @ tranon'i Mamy RAKOTOARIVELO iny de hita be le FEHILOHA ORANGE t@ mpandroba, ka natao hiaro ireny ve ny miaramila sa neutre no mety aminy? Ireny dhl tokoa ve ny vahoaka rht?
Rhf samy tsy hanao ny ara-dalàna fa ze mety² aminy avy de esory dhl ny taxe sy impôt fa tsy hita intsony ze kaisara tokony homena Azy e? Aleo hitovy dhl @ izay samy tsy mandray karama any e fa zay takiana @ Fisc: alaina @ PPN, IGR, IRSA, IBS, JIRAMA etc.... nefa zao ve no handaniana ny volanay e?
5. rabaradaka ( 12/03/2009 06:42)
Dadatoa XXX aza de mora misendotra fa mbola be ny adidy e ! Ny tafiak aloha zao no "rôle" ary Ravalo sy TGV no "sefo deba", ny FFKM ndray reo ratsy loha ary ny ONU sy ny UA ireo mpampirisika. zay zao no film eto amin'ny tanàna. Saika adinoko fa i Organes no votifitra voalohany amin'io film io. Dia mba jereo XXX izay titre azo atao amin'io film io
6. xxx ( 12/03/2009 06:43)
saranga:

Araho tsara ny vaovao nama, aza ampiadiana amin'ny resaka voretra toa izany ny tafika, soa ihany fa tsy mahay miley internet ny 90%-n'ny miaramila fa angamba dia loza raha ny toetran'ity tsy valahara ity. Ny tanjona dia izao : hikambana iray ny tafika. Tsy solution intsony izany hoe aty be basy atsy misy tafondro. Jereo fa Ravalo aza ange mandady mihitsy hihaona amin'ilay namana kolonely e !
Efa tenenina fona nareo hoe aza mampiady fa eee ! Tenenina foana hoe aza be fo fa eee !


Hamaly kely ny teninao zah, aza d manao tsy valahara olona alou fa toetra tsy mendrika zany ahitsio fotsiny zah raha tsy zakanao ny lazaiko.
Faharoa iza no nampiady olona tsy ny Radio antsivanareo nilaza fa hanafika ny CAPSAT ny GP ary ireo dia niandry ny GP
Fahatelo hialako tsiny fa enao dia tsy mahita vao2 hafa tsy @ gazety sy ny tele ary radio. Ohatra enao v zao naheno t@ RADIO fa ny parouille-ny gendarmerie ny talata teo nambanana t@ lance rocket teo ankadimbahoaka ary nasaina nivily lalana nahita io ny olona zay tao aorinan'ilay camion gendarme de ny taxyb 199 zany.
Faha4 tsy i Ra8 no handady @zay colonel fa io ary dia hiaran'ny loi Marshal.
Faha5 mba manaova sport dia misotroa rano mangatsika fa tena marary fo b enao, ra bandy d enao dia tadidio fa tsy mety zany satria mora maty.
Tongava miaraka mikotrana @nay eny Antsahamanitra

7. BOYSGOSS ( 12/03/2009 06:57)
yuka:

zara ary izy ry xxx tsy manafika any,nareo ve tsy leo feom-basy ee! :roll:
nga ianao Gpresidentiel no mahalala fa be fitaovam-piadina ao Iavoloha :?:
Ny tsao toy izao ihany ane no fototrin'ny fifandonana ee.
ra sendra mamaky an'io voasoratrao io zao reo CAPSAT pikomy ireo d mety ho
rombotra d voavaly ny fanontanianao hoe:MANINONA HATRAMIN'IZAO NY MIARAMILA MPIOKO NO TSY MANAFIKA NY ENY@ PRESIDENCE???
zany ve no fanirinao sa ..tsy azoko :roll: :roll:


Slt yuka,
Tsy maniry zah ary mangataka enga anie ka tsy hisy saingy tadidio ny tenindRa8. "EO @ KIONDALANA ROA SIKA ZAO, AFAKA MIFIDY NY ADILAHY SY KOROTANA ARY AFAKA MIFIDY NY LALAN'NY FILAMINANA"
Zah tsy hilaza aminao ny nahazoako io information fa ny any teneniko dia tsotra manamboninahitra miara miasa @ zokiko no nilaza io taminy
Maniry indrindra ny tafika mba hiray hina saingy kosa ny sonjo iray loha saha tsy hilaozan'izay hamarara.
Ezahana pacifique foana ny vahaolana fa safidy farany kosa ny mety hanesorana ireo kolonely, averiko fa kolonely nioko fa tsy ireo eo ambany fiadidiny. Raha manaiky hiala mora izy ireo dia tsy hisy ny fifandonana fa raha mamaly dia ... MIVAVAHA YUKA MBA TSY HISY satria manambady amanjanaka ireo kolonely ireo. Tsy ho tafavoaka mints izy
8. sitlo ( 12/03/2009 08:11)
Aleo rangaha miady fa izay no maha-gasy ny gasy ah!

Lazaina foana fa tia fihavanana isika nefa tetika handemena antsika tsy hijoro fa hilefitra izany.
Rehefa tsy misy manompo azy moa eo afaka ny haninona izy?
9. ravatorano ( 12/03/2009 09:05)
Fa maninona no hanafika any ry \"mpioko\"
kilaina v izany sa kosa mba hevitra na toetra hafa no tokony aseho
raha ny teny nataon ilay kolonely akiray nanao valan dresaka maly teny amin\'ny capsat iny ange ka hoe te hihaona amin i ravalo zalah fa terrain neutre fa mataotra ny amin\'ny ainy(securité)
nefa v tsy tokony ho ravalo no atahotra satria zalahy voalaza fa \"mpioko\" ireo araky ny teniny dia efa ao andamosiny avokoa ny tafika malagasy rehetra ka tsy mandray baiko afatsy amin \'i Kolonely Ndriarijaona André.
Tsy ry zareo\"mpioko\" naka \"commandement\" ve no betsaka ka inona no hatahorany amin\'ny ainy !
Tsy tsara mihitsy aloha amizao izany hoe tafika mifanafika izany satria rà mandriaka no dika\'izay fa aleo alamina fotsiny ihany
10. yuka ( 12/03/2009 09:08)
misaotra amin'ny fanazavana BOYSGOSSaa! fa ny hirarina dia mba hilamina fa tsy hiady ry sitlo a! :D :) :-*
11. fijo ( 12/03/2009 21:06)
momba tanterak aio tenin'i ravato io aho.
misy tahotra amin'ireo miaramila mihoko,ary fantany fa tsy hafaka hitana ela io fihokoana io izy.ka mitady lalana hivoahana ao.ny jeneraly rehetra dia tsy manaiky iny zavatra natao ny minisitry ny fiarovana iny.ary ny eran tany koa di amanda mafy ny fisian'ireny.
io ady sy fifanafiana io,aok atsy hisy fa samy gasy ka aleo miresaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494