Tena tsy manisy hasina na an'iza na an'iza TGV

1. Noue ( 11/03/2009 21:13)
mba diniho kely anie ity eee ! fa tena tsy manisy hasina, tsisy fanajana na an'iza na an'iza i TGV ! Iza no tsy nanolotra ny fanampiana mba handaminana zao zavatra mitranga zao??? nefa inona no valin'ny zany ?


*1- Andry Rajoelina boycotte les assises et met l’ONU et la France dans une position délicate
*2- Dans le cadre des efforts de résolution de la crise malgache, pour préserver la paix et la stabilité, les Nations Unies ont décidé de mettre Rajoelina sous leur protection dans une résidence diplomatique”.
*3- la France a précisé tôt dans la matinée que Andry Rajoelina est bel et bien protégé dans la résidence de l’Ambassadeur de France.
*4- SEM Augustine Kasujja représentant du Vatican a déclaré au nom de la communauté internationale : “toutes les alternatives non-démocratiques (à la crise) sont inacceptables. Que ce soit un coup d’Etat, une junte militaire
*5- Andry Rajoelina a été “placé sous la protection” des Nations unies, a annoncé lundi l’ONU.
*6- L’Ambassadeur des Etats-Unis après sa rencontre avec le président ce matin, a déclaré que son pays “appuie les assises nationales” et que le “boycot de cette rencontre ne mènera à rien”. Il salue le “discours d’apaisement du président”
*7- Abdou Diouf, président de l'organisation internationale de la francophonie envoie un émissaire à Tana pour aider au règlement de la crise en la personne de Edem Kodjo, ex premier ministre du Togo
*8- Le président sénégalais Abdoulaye Wade a invité à Dakar le président Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina, pour des « négociations » de paix


dia izao fotsiny eee !!

MARC RAVALOMANANA reste LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE
son départ n’est pas négociable , il a été élu en 2006 avec 54,,6% des suffrages ,il est le garant de la légalité et de la constitutionnalité dans cette démarche , le contexte de 2002 ne doit plus être pris en compte pour démontrer qu’il a pris le pouvoir dans le rue


dia asa izay hihafaran'io tgv io fa mety ity sary ity angamba ee

[URL=http://img4.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img4.imageshack.us/img4/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]


novalian'i fijo ny 11/03/2009 22:12
2. fijo ( 11/03/2009 21:17)
ny tena tsy hanekeny an'io dinika io dia,izao.
_rah amisy ny dinika,dia tsimaintsy hiafara amin'ny fijanona'i ravalo eo amin'ny fitondrana,ary ny hisian'ny fifidianana.
io fifidianana io no ten aatahorany,satria rah aizao zavatra ataon'ny tgv izao,dia tsy misy olon ahomba azy intsony fa leo.ka i ravalo no mbol aholany eo.io no atahorany mafy
3. ifiona ( 11/03/2009 21:24)
milay kosa lé sary noue an! io ve zany ilay hoe sary votany kely tsy miteny toy ny filazan'i wiwi azy! hihihi :-D
4. tovolahy007 ( 11/03/2009 21:25)
De ahoana ihany zany?? Iza no ho ahazo ny fandresena?? Ravalomanana sa Andry. Ny tena tsy fantatry Andry ko de izao, diso hevitra izy ra miheritreritra fa izy no tonga de ho lohany eo ra hisy ny fiovana. Diso be io satria jereo anie ny ataon'i Zafy Albert e, mandrovi-tsihy mafy ko ingahy rainy any @ faritany satry mikatsaka seza ko izy. Ka inty aho eto, fa raha hoe iny fa hiala ny filoha Ravalomanana de jereo tsara ny ho ataon'ireo mpanohitra ireo fa hiady ireo. De asa inona ndray no hiseho??
5. fijo ( 11/03/2009 21:27)
ny zavatra hitranga dia izao.vonoindry zalahy i andry,ary lazainy fa ravalo no namono azy,de avy amin'izay izy handray ny fahefana,de vita hatreo ny anao ry tananarivo
6. ifiona ( 11/03/2009 21:30)
fijo a! aza mampanofy ratsy mou eeeee :cry:
7. tovolahy007 ( 11/03/2009 21:33)
Tena tantara maloto mitsy ity tantara ity a. Ary sao dia izay ko ny tena antony hiarovan'ny ONU an'i lery ary, mety efa mandeha io kozy io hoe hisy hamono lery fa tsy i Ravalomanana no ampamono fa olona afa ary ambadika ary. I RATSY IRAKA anie efa nanozona mitsy toko mo kainy hoe KORONTANA NO HISY ETO RAHA ALANAREO EO @ FITONDRANA AHO. Ka inona tokoa fa korontana zao no miseho.
8. fijo ( 11/03/2009 21:43)
efa izay no tetika hatrany amboaloany.ary i andry dia efa mahalala io tetika io.raha nahatsiaro ianareo,vao nisy ny fihenan'ny vahoak ateo amin'ny 13 mai,dia nanomboka nisintaka taminy ry roland ratsiraka.
izao efa miha mahery indray dia io ita io.i ravalo koa efa mahalala an'io ary manahy mafy.ny ONU koa efa maharaka an'i via la frantsa de io miaro azy io.
9. virjiny ( 11/03/2009 21:46)
i tgv sy ny tariny efa resy fa nisy an'ity capsat ity no nampivadika ny balence :/ :/ :/
10. fijo ( 11/03/2009 21:48)
ka atao ahoana fa izay le fandehany ko
11. xxx ( 11/03/2009 21:50)
Hoy fijo
de avy amin'izay izy handray ny fahefana,de vita hatreo ny anao ry tananarivo

Fa ngah letsy busness ho an'anatananarivo ihany no tanjonareo nifidy an'i ra8.
no hoe vita hatreo ianao ry Antananarivo???
Izany hoe tsy izay gasy afaka ny hapandroso an'i M/car ve izany no ilaina fa izay olona afaka ny hitsinjo an'Anatananarivo ihany???Izay midika hoe Merina!!!
Izao no zavatra tokony ho tsaronao. Tsy olona avy any @ faritany izy roalahy misary amboa manimba ny firenena ireo fa Merina avy ao Antananarivo avokoa. Nefa dia ny foko 18 hafa no mitondra faisana.
Mbola noporofoin'ireo merina indray ny tsy fahaizana manaja ny tanindrazana sy tsy fahaizany miaina amin'izao taon-jato faha 21 izao. Tsy anareo irery i M/car ka mahaiza miaina leroa!
TSY MISY ILAINA NA RA8 NA TGV
12. fijo ( 11/03/2009 21:58)
asiako resak amanokana i antananarivo,satria io no sehatra fiadiana.noho izay mah asehatra azy izay,dia izy no simba foan aisaky ny misy zavatra to aizao.tsy manilika ny gasy hafa mihintsy aho.lehibe tany mahajanga aho ary mahalala tsara ny fiainana any.ary mbol atia ny any.fa io "sehatra" io no tiako asongadina kokoa,fa tsy azonao tsy sahy miseho masoandro ilay resaka
13. tafondro ( 11/03/2009 21:58)
Ho vontsiritsika hatrany amin' ny fara-atiny ny ratsy na avy aiza na avy aiza , ary amim-pahatoniana sy filaminana no hiriana hanaovana izany ,fa mahareta ihany isika zanak' Iarivo rehetra .Diniho @ saina sy fo tony ny fisehoan- javatra mitranga .Izay ny ahy no mba hafatro.
14. bradley7 ( 11/03/2009 22:08)
Raha samy nijery ny tombotsoam-bahoaka ra8 sy andry tsy tonga tamin'izao io e!
samy mifono "moi d'abord" daholo ny fikan'dr le rony ka lasa tokontany filalaovany sy tohatra iakarany fotsiny 'lay Gasikara kely sy ny vahoakany ....
samy te mba ho.... daôl rzalà ao!! na le panaradia an'ny roa tonta ary.
Toe-tsaina "babakoto" daôl ze tonga eo ... sady .... :x
15. fijo ( 11/03/2009 22:09)
ka isik ano potehina lava eto,izay no olana
16. xxx ( 11/03/2009 22:11)
amin'ny alina sisa vao sahy maketo ry le noue ah! :-D :-D ,manao vorondolo :^) :-P
17. fijo ( 11/03/2009 22:12)
fa ise ngaha izao maraina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594