may sa ahoana???

1. fijo ( 11/03/2009 20:41)
ny vaovao milaza fa may ny tranonn'y solombavam bahoak atim tao ankadifotsy.ny namana eto milaza fa niaro izany ny vahoak aka tsy may.iza no marina?
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:50
2. zama91 ( 11/03/2009 20:42)
dia tsy arako mihitsy io fa toa hoe may saingy voasakany polisy sy ny fokonolona
3. Noue ( 11/03/2009 20:46)
toa oe tena mahay miray hina ny olona @ zao fotoana zao e ! efa tena leo ny fanampotehina, hetraketraka, fandoroana , fandrombana ka nandray andraikitra ny olona fa hiaro @ zay ! tafahoatra loatra ny zava-dratsy ataon'ny sasany ee!
4. fijo ( 11/03/2009 20:47)
ka izay no hanontaniako he ten amay sa ahoana.
ary ny henoko koa dia toa ny polisy sisa no miaro ny vahoaka izao
5. xxx ( 11/03/2009 20:48)
ny miaramila efa lasan'ny capsat e dia zandary sasany ao tana koa
6. Noue ( 11/03/2009 20:48)
raha tsy diso aho dia toa nisy sary tany ho any ahitana ny olona mifanampy mitondra rano hamonoana afo fa aleo aloha tadiaviko kely
7. fijo ( 11/03/2009 20:50)
ny zandary no herin'io,ka rah amivadika ireo dia rava ny tsena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2882