Atsaharo ny fifampihantsiana e

1. maditra ( 11/03/2009 16:41)
Ajanony amin'izay zalahy e. Juste manamafy ny hevitry ny namana etsy ambany fotsiny e. Izao izany ny regle de jeu e, manoratra ny anarany ato ny tapa-kevitra fa hanajanona ny fihantsiana. Ireo izay mbola tsy vonona, tianay foana nareo e. Misaotra e
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:29
2. fatsorakely ( 11/03/2009 17:05)
tokony i ra8 sy tgv no hitenenana an'izany e,hevitra no miady eto fa tsy olona ,aleza zalahy an
3. maditra ( 11/03/2009 18:06)
Wadray, ny hevitra anie mandeha ary ampiadiana tsara fa aoka mba ajanona kosa ny fifampihantsiana. Merci e
4. andrywui ( 11/03/2009 18:11)
HA HA HA HA !! tamzahay resinareo TIM sy nootifitifirinareo otran'ny akoho teny Ambohitsirihitra ka hatramzao reny anga moa zahay niteny oe aoka ry zalah ah na de nangirifiry aza!! ka izao efa hiarahaba anareo Tim ato ve zahay de ooe ajanony ny fifampihatsiana ee!!! zao ééé!! zao ééé!! ka zao ny bandy terena fotsiny !!! aiza iz zany ee!!!!! tsy mjannn ny forumtsika ato raha tsy oe hanoratanareo antsokosoko any anga ra-hery oe vonoy any daholo ranga ny PS n'ireo TGV ireo a!! fa ra mbol mandé amin demokrasia malalaka de eto isika aloha e !! miaritra petsa eto !! ze voa manodidina !!!

!! hon hon hon hon hon hon(ozy ra-batista007 zay)
5. xxx ( 11/03/2009 18:14)
ao antiny le hevitra hampiadina misy hevitra tsy maintsy mahatohana foana eh,saingy anjaranao no na mihevitra hoe tsy zaka ,sady rehefa tsy zaka misy foana ny olna mahazaka ary ny politika natao hoan 'olona mahazaka,de tout facon eto @ forum isika libre
6. TIMTIKO ( 11/03/2009 18:40)
HAHHAHAHA
TIFIRINA SY ESORINA NO METY AMIREO TGV REO
VONOINA NY PS AMIZAY MANGINA SATRIA EFA HITANY FA DISO BE ZAO IZY
7. yvonKEL ( 11/03/2009 18:50)
aoka fotsiny ouah ry mpanao politika sy maherifo'ny TGV TIM
8. sudafy ( 11/03/2009 18:53)
yvonKEL:

aoka fotsiny ouah ry mpanao politika sy maherifo'ny TGV TIM

ary @ resa behivavy miditra raha tsy zakanao ny fampihatsiana ato ,na tononkira,na ny namana izy daholo
^^ ^^ ^^
9. TIMTIKO ( 11/03/2009 19:58)
sudafy:

yvonKEL:

aoka fotsiny ouah ry mpanao politika sy maherifo'ny TGV TIM

ary @ resa behivavy miditra raha tsy zakanao ny fampihatsiana ato ,na tononkira,na ny namana izy daholo
^^ ^^ ^^

SAO DE VIRAVIRAIN NY TGV ATO KOA IO

:evil: :evil: :evil:
10. mia ( 11/03/2009 20:25)
si mon peuple sur qui est invoqué mon nom s'humilie
si mon peuple prie et recherche ma face
si mon peuple s'humilie
s'il se détourne de ses mauvaises voies
s'il revient à moi pour implorer ma grâce
je l'exaucerai
je pardonnerai
et je guérirai son pays
si mon peuple s'humilie
11. fijo ( 11/03/2009 20:29)
avelao kosa mba hoanatra mampiady resaka e,ny mifanompa n otsy mety.i andrywi izao de tena akamanay na dia TGV mpandroba aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.088