Hifampiraharaha hono sady mifona fa diso!!!!

1. ronaldo09 ( 11/03/2009 15:09)
Tsara le fifonana fa tara ary tsara koa ny fifampiraharahana fa efa tsy amy place-ny zao ,miala tsiny ry zoky fa aleo ialahy miala na mitsoaka manaraka an'i Guy Rivo fa tsy hisy handray ny fifonanao eo ary tsy hisy hifampiraharaha aminao ,fialanao no ilaina dia vita kabary ary ianareo rehetra zay mpiaraka aminy aza matahotra fa ho avy aminareo koa ny tsy mety satria efa ananan-dry sareraka ny lisitra na any an-dafy (diplomaty ) nareo mainka moa fa ny ao Mada!
Rahampitso zany no tanterahina ny fakana ny Minisitera dia basyy!!!!
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:44
2. andrywui ( 11/03/2009 15:23)
HOONN!! hitanareo tsara zany tenin'ni Ronaldo zany !!! ? za iany anie no,mitsitsitsitsy anareo Tim ato reo fa jereo zao ty hanaovan ronaldo azy zao fa tena ataony mihinanana mitsy zany nareo TIM reo fa tsy mamindra fo mitsy lery zany ,de lazaivo fa za iany ndray io !!!

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
3. Mirananirina ( 11/03/2009 15:25)
efa ananan-dry sareraka ny lisitra na any an-dafy (diplomaty ) nareo mainka moa fa ny ao Mada!

Inona foana ary ity lisitra ,lisitra ity;mankaleo be :( :( :( :(
4. andrywui ( 11/03/2009 15:32)
Efa midiridiry be anie zao io Mirana io de mahita anlaisany tsara ry lereto e !!!
hafa le izy natory teo ka oe tsy henony zany !! fa vao mihetsika de kobony eo !! ngah misy VRNDL tsony eto zao fa hitsikitsika ndray zao ,sady ireny mahay mandihy!!! sady petsana be ! ha ha ha ha azafadyoooooooooo !!!!!


:snif: :p :p :snif:
5. tsinjo ( 11/03/2009 15:44)
mifona letsy zay a :-*
6. andrywui ( 11/03/2009 15:54)
tsssss !! io ndray lety !! mikifonofono amin'ny hevipetsy io mba tena angadilaisany Tim reo an !! de mitady hifika ahy ko zao ve elah ry tsinjo de ahavoa ve ??? efa nahazo hevitra tam Oay aho fa fika xbe io !! mody hoe mifona fa hanao tgv io :!!!!!
7. xxx ( 11/03/2009 16:27)
na tara ny fifonana dia tsy hitako zay blem @ izany ary ratsiraka nifona t@ reny video nivoka reny koa tsy efa tro tara fa elĂ  ry ronaldo modia aty dago wa fa aza be vava eto forum alahelokanina no betsaka ory avamanana tehanao aminy eo raha mafy modia


HITA MITSY LETY FA MPIANTRA ANY RUSSIE SOMARY TARAIKY BE LE FISAINANA
TSY OMEKO TSINY KOA MOA FA ETO MBA AFAKA MAMOAKA NY AO AMPO FA REHEFA DAROHANY RUSSE ANY MOSCOU TSY AFAKA MBA MIKOZY KA ETO NO MANALA VOKONA :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. pikatti ( 11/03/2009 17:49)
avereno eto ny fifonananareo miaraka @ ronaldo ;

TSY HANDROBA NY MAHANTRA NTSONY IZAHAY R8

=)) =)) =)) =))
9. fijo ( 11/03/2009 20:44)
ny ady letsy ronaldo misy foan aan,fa ny fahatongavan tsaina no ilaina.iza no tsy nanao ratsy?????fa iza no sahy mihaiky ny nataony?izay no hitsrao ny olona iray.
tsy manala ny zavatra vitan'i ravalo akory izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485