AKATONY ANY IO RADIO MADA IO
1. rixes
(
11/03/2009 09:02)
refa tsy mande ihany ny radio VIVA sy ANTSIVA de akatony any koa io radio mada io .
novalian'i ngoiha ny 11/03/2009 10:29
2. tsinjo
(
11/03/2009 09:09)
efa anao ny fanjakana zao , de tsy vitanao ve ny manakatona anio ???? :-D :-D efa oe ajanony ilay fiantsina , sarotra tenena tsss :-*
3. moi
(
11/03/2009 09:23)
Avelao ho a halalaka ny fitenenana, fa anao mpihaino no mila mahay mihaino !
Raha misy tokony hakatona aza dia radio mitonona ho evanjelika sasantsasany ! Tena misy mampatory ampitsanganana mihitsy !
Raha misy tokony hakatona aza dia radio mitonona ho evanjelika sasantsasany ! Tena misy mampatory ampitsanganana mihitsy !
4. TIMTIKO
(
11/03/2009 09:32)
rixes:
refa tsy mande ihany ny radio VIVA sy ANTSIVA de akatony any koa io radio mada io .
NY VAVAN ELA MAIMBO AKATONA NA FA MANKALOILOY DE AZA MIVERINA ETO TSONY RY TGV MPANAKOROTANA AAA
VONOINAY KOA NAREO FA ATY AMINAY NY HERY SY NY REHETRA IZAHAY NO MANANA NY FAHEFANA AKATONAY NY VIVA RAHA ILAINA SATRIA RADIO TSISY ILANA AZY MPIANTSY ADY MBA MIOVA NAREO TGV FA NY IMBECILE FOANA NO TSY MIOVA
TIM
TIM IHANY
TIM HATRANY
VITA
5. rixes
(
11/03/2009 09:43)
efa miala any hono ny ambin'i lasantsy tsy lany teny @ ra-guy hanomezana ny radio mada . njy :cry: :cry:
6. ngoiha
(
11/03/2009 10:29)
OK les ry TIM TIKO a reveko ny ahy rehefa manana hazon-damosina m'lay ohatr'zany,ISIKA KOU TSY IALA MAINA EO E.Zay nanakorotana de tsy maintsy voakorotana .ary izay nandoro de tsy MAINTSY HO DORANA.Sady isika tsy ol tsy misy saina toa an-reo fa isika m'LAY E.DIA HO HITA EO NY SUITE-NY.TSIKA KOU VONONA
