pretra ao brezil

1. fijo ( 10/03/2009 21:12)
tena efa mihevitra nytenany ho tsy eto an tany ve sa ahoana????
ny zavanisy dia ,nisy ankizy vavy kely 9 taona novetavetan'ny raikeliny ary bevohoka (kambana).nasain'ny reniny nesorina ireo zaza ireo ,ary dia nanao izany ny mpitsabo,satria nahiana ny mety hanimba ny fahasalaman'ity zaza bevohoka tsy fidiny.
nitroatra ny pretra ary dia nanala tsy ho isan'ny katolik aintsony ,ilay reny sy ireo mpitsabo nanala ilay zaza.
aminareo ve,manohan aizao zavatra izao nareo sa ahoana?????
ny mahagaga dia izao,ny pretra manda ny fisian'ny fanmpijalina jiosy tao alemana,homena fahamelana,ny olona miaro ny ain'ny zaza voavetaveta kosa ,roahina ts yho isan'ny mpino intsony.tena efa misavaona rah any fahitako ,ny pretra raha toa izao.
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:47
2. ikaretsaka ( 10/03/2009 21:35)
raha ny tokony ho izy aloha di ailay raikeliny no.....

fa ny zazavavy 9 taona brezilianina anie ra fijo ka...hmmmm :wink: le hoe tsy hahateraka tsy de inoako loatra
3. dahuily ( 10/03/2009 21:53)
F'angaha moa raha vao sivy taona monja ny vehivavy dia efa maoty????Sao de tara be ary za zany le???? :roll: :roll: :?:
4. piste ( 10/03/2009 21:54)
Mba omeo kely hoe ilay source n'ny vaovao Rafijo fa sao dia kely loatra izany 9 taona izany. Mety possible fa très rare.
5. ikaretsaka ( 10/03/2009 22:12)
piste> jereo ao @ CNN ao fa hitako t@ headlines t@ vo nanokatra siten'ny CNN ahako
6. vale ( 10/03/2009 22:25)
piste:

Mba omeo kely hoe ilay source n'ny vaovao Rafijo fa sao dia kely loatra izany 9 taona izany. Mety possible fa très rare.


piste: ié, tena 9 taona ilay zazavavy kely kah!!
Ika: ny nahitàko ilay vaovao indray de tamin'ny vaovaon'ny TF1!!
Fijo: manohatra ny hevitry ny Pretra aloha raha izaho manokana e, angaha fidiny ho azy ny ho bevohoka, ka tsy hitako izay heloka amin'izany raha noesorina ireo zaza ireo, raha mba oe zaza azo tamin'ny firaisana niniana natao dia mba leoko lavitra ilay fiampangàna fa ity anie zavatra tsy fidiny e, sady mbola kely loatra ilay zazavavy kely koooh!!!! hummmmm..
7. fijo ( 10/03/2009 22:30)
vaovao TFI sy canal+ no nahitako an'io,tena 9 taona ilay zaza,fa somary be vatana.mino aho fa maro ny kanto tsy miombon kevitra amin'ny io pretra ao brezil io,
tsy hiteny aho hoe ny kanto,satria ny papa toa tsy mbola namoak any heviny manokana momba ity resaka ity
8. ikaretsaka ( 10/03/2009 22:50)
izay no ilazako hoe le baininy no tokony alamina...
fa na iznay aza tokony ateraka le kilonga ..
jereo hoe ny zaza 9 taona any blezil fa otran'le sipa kely reny kely any @ tanana ireny fa isika tsy miaina any no vao naheno le taonany d'efa mikrapaka..

le momba ilay fahamaotinana indray ry dahuilly de tena arakaraka io an...
misy le any @ tany frizy be any avaratr'i canada sy any alaska sy siberie ireny 20 taona fa mbola tsisy nono sy tsy maoty..
misy 8 taona efa entana be le any Bresil sy afrika ireny
9. soanja ( 11/03/2009 00:29)
Raha mbola azo ateraka ny zaza dia tsy hitako izay olana amin'io aloha fa dia aterina any amin'ny mpitaiza zaza kamboty rehefa tsy vita ny mikarakara azy ireo. Betsaka ny vehivavy henoko hoe folo taona no niteraka. Ny rain'ireo zaza kosa dia gadraina mandrapahafaty. Ny hoe nesorina ho tsy mpandray intsony sns... dia ny fahitako azy manao ny asa nampandriaketina azy ny pretra. Izy tsy maintsy miaro ny rambony tsy ho tapaka foana tsinona ka! mba olona ihany koa mantsy ireo fa tsy hoe Masina!!!

Samy manana ny fiheverany tokoa raha ny fahitako azy. Mba liana aho hoe inona ny hevitr'i Papa Ray Masina momba izany. Misoatra nizara. :-*
10. toovs ( 11/03/2009 03:08)
bla bla bla, zara aza misy hanenjehana pretra.

raha ain'ilay zazavavy no eritreretinareo dia ahoana kosa ny fiheveranareo ny ain'ilay zaza vao notorontoronina. sa odiana tsy hita izany satria mbola tsy hita maso lay notorontoronina????
11. ikaretsaka ( 11/03/2009 03:14)
soanja:

Raha mbola azo ateraka ny zaza dia tsy hitako izay olana amin'io aloha fa dia aterina any amin'ny mpitaiza zaza kamboty rehefa tsy vita ny mikarakara azy ireo. Betsaka ny vehivavy henoko hoe folo taona no niteraka.
Samy manana ny fiheverany tokoa raha ny fahitako azy. Mba liana aho hoe inona ny hevitr'i Papa Ray Masina momba izany. Misoatra nizara. :-*

Tsy maintsy efa naka hevitra farafaharatsiny tany @ distrika sy/na diosezy o mopre aloha techniquement momban'io decisions noraisiny io fa tsy taqpany izy samirery izany...
Io le hierarchie an'ny kanto maha kanto azy

12. ari.malala ( 11/03/2009 06:28)
Hitako koa iny vaovao iny, fa ny antony nanalàna ilay zaza anie de hoe mety tsy hahatondra ilay zaza ao ankibony ilay zazavavy vao 9 taona e! k eritrereto hoe olondehibe aza anie misy tena lahoina mitondra zaza kambana izany e! mainka fa zaza 9taona! tsy nataotao foana ny teny hoe mavesatra! io ilay teneniko hoe raha mise en danger ny ain'ilay reny de aleoko lavitra mieritreritra hoe ny ain'ilay reny no avotana, satria mbola manana chance hiteraka izy any aoriana any!
13. Mirananirina ( 11/03/2009 12:24)
Hay efa mety be vohoka ny zaza 9 taona.
Tena ratsy be indray izany,Sur aho aloha fa tsy zakany tenany izany vohoka izany ,aleo nesorina;io ihany no hitako fa tsara koa.
Marina fa disony fiangonana izany.Nefa tsy an'ny fiangonana ny probleme avy eo.Naninona anefa no nahampafantarina vahoaka izy ity fa tsy nafenina e.Diso mihitsy ireo RAD.
14. Koditra ( 11/03/2009 22:42)
Zà ko dé mitovy evitra @ Ika, lé rainy no tokony hofaizina.
Momba lé reniny indray dé ndraso kalou eritreretiko tsara satri maromaro vitsivitsy iany lé antony tsy maintsy nanalàna lé zaza kambana, eo alo lé oe mety tsy ho zakan’lé zaza 9 taona ny itondra vohoka ireo kambana ireo, òtrany afaafa iany ko refa teraka reo kambana ireo eo anivon’ny fiarahamonin’izy 3 mianaka satri sady ho zafikeliny no zanabady reo kambana ireo, sady ho zanaka no rafivavy lé zavavy na dé tena tsy izay aza no zava-nisy, tsy haiko alo zé kolotsaina sy fombafomba any Bresil any fa ra raisina oe aty aty Dago io tranga io dé tsy maintsy hitafy henatr’olona sy tondromolotra isanandro2 ny fianankaviana. Ny tena oe hanome tsiny io renim-pianankaviana io dia sarotra lazaina ihany.
Momba ireo mpitsabo indray dé asany io, refa oe tairo dé avy izy @ angady sy ny harona, tsy ao antsainy zany oe manala ain’olona zany fa oe asa io. Ny dikan’zany ve oe ny mpitsabo rehetra afaka manatanteraka an’izany eny @ hopitaly eny dé tokony ho esorina tsy ho Katolika aby?
15. piste ( 13/03/2009 00:15)
Tena marina tokoa ilay izy. Ity misy réaction ny Eveka iray momba ilay tranga.

Raha fintinina dia tsy tokony fanamelohina avy hatrany no nahamaika an'ilay Eveka fa ny fanarenana ara-mòraly an'ireo fianakaviana niaran'ity fahavoazana ity, fa indrindra moa ilay zaza 9 taona.

Excommunication au Brésil : Réaction de Mgr Deniau, évêque de la Nièvre
« Il y avait autre chose à dire »


ROME, Jeudi 12 mars 2009 (ZENIT.org) - Nous reprenons ci-dessous un communiqué de Mgr Francis Deniau, évêque pour la Nièvre, en France, qui réagit à la décision de l'archevêque de Recife au Brésil, d'excommunier la mère d'une fille de neuf ans, enceinte, et de l'équipe médicale qui a procédé à l'avortement (cf. Diocèse de Nevers).

Il y avait autre chose à dire

J'ai appris comme tout le monde que la mère d'une fille de neuf ans, enceinte de son beau-père, avait été excommuniée par son évêque au Brésil, avec l'équipe médicale qui avait procédé à l'avortement de sa fille. Comme évêque, je suis solidaire de tous les évêques du monde. La solidarité impose de dire ses désaccords, sinon elle ne serait que complicité. Je dois dire à mon frère l'évêque de Recife - et au cardinal qui l'a soutenu - que je ne comprends pas leur intervention. Devant un tel drame, devant la blessure d'une enfant violée et incapable, même physiquement, de mener à terme une grossesse, il y avait autre chose à dire, et surtout des questions à se poser : comment accompagner, encourager, permettre de sortir de l'horreur, de retrouver sens et goût à la vie ? comment aider la fille et la mère à se reconstruire ? Nous balbutions, surtout nous les hommes, et devons compter sur les femmes pour être là avec plus de présence que de paroles. Mais des paroles de condamnation, un rappel de la loi, aussi juste soit-elle : c'est ce qu'il ne faut pas faire.

Jésus aurait dit que la morale est faite pour l'homme et non l'homme pour la morale. Il a dénoncé l'hypocrisie de ceux qui lient de pesants fardeaux sur les épaules des autres.

Je confesse que j'ai accompagné des femmes avant et après une IVG. Je crois que l'Église catholique assume sa responsabilité sociale en insistant, à temps et à contre-temps, sur le respect de la vie humaine « depuis la conception jusqu'à la mort naturelle ». Nous manquerions à notre responsabilité en taisant cet appel, qui relève de la défense des plus petits et des plus faibles. Après, il s'agit d'accompagner chaque personne, dans des situations où je ne voudrais pas être, et où chacun essaie de faire au mieux de ce qu'il ou elle peut. Dieu nous appelle à des décisions qui peuvent être exigeantes, mais d'abord il nous enveloppe de sa tendresse, et il nous accueille dans les obscurités et les drames de la vie. J'attends des hommes d'Église, mes frères, qu'ils n'utilisent pas son nom pour condamner des personnes ou les enfermer dans la culpabilité.

Francis Deniau, évêque pour la Nièvre

16. ari.malala ( 13/03/2009 06:20)
Tiako ny réaction an'ilay eveka! Nahoana mintsy moa no tsy mba nisy condamnation hoan'ilay raikely tsy manjary fa maninona no tonga de hoe excomuniés dool zay olona nandray an-tanana ilay zazavavikely!
17. fijo ( 17/03/2009 21:24)
io izao dia misy pretra manda sy mijery kokoa ny hoavy fa tsy avy dia mitsara.
izao no lazaiko ny mpitarik afivavahan arehetra."aza hadino,fa eto an tany ,ary mbol amiaina eto ianareo"koa aza maik any hitsara amin'ny lalanan'ny tsy hita.fa n yeto aloh ajerena
18. ikaretsaka ( 17/03/2009 22:07)
ny excommunication ange tsy natao ho an'ny any aankoatra fa natao ho an'ny eto aloha ra fijo e..

tsy misy mandray kominio izzany kosa angamba any ankoatra any ...
19. ari.malala ( 18/03/2009 06:18)
ika, marina fa tsy misy mnadray komonio refa any, fa ireo ni condamner ireo inona fa tsy lehilahy? ilay ni violer ka nahatonga ilay vohoka, tsy lehilahy? solidarité masculine mifototra any @ tsy izy mintsy! na tsy zoko aza ny manameloka dia izaho no manameloka ireo ni excommunier sy ilay ni violer aloha voalohany indrindra!
20. ikaretsaka ( 18/03/2009 15:07)
Tsss diso fipetraka le izy raha solidarite de sexe.... ary le doko nanala le zaza inona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079