Ny ZAVAMIAFINA ao ambadiky ny finoana, LALINA izy ity ry nao

1. mion ( 10/03/2009 12:50)
Ity misy finoana hafa kely, secte zany e, mahaliana be ny namaky azy hatr@ farany , efa voavakiko hatram voalou ka hatram farany ary maha lasa saina tokoa. Saika hipetraka teto Mada izy ity fa asa toa lasa tao Afrika indray. Ho maro ve no ho voatarika raha ho tonga eto tokoa izy io?

antsipiriany : http://fr.rael.org/rael_content/rael_summary.php
novalian'i coopsal ny 11/03/2009 07:56
2. xxx ( 10/03/2009 17:37)
Raha tsy diso aho dia Frantsay io rangahy io , ny Frantsay nefa raha @ resaka finoana de tena aotra ny ankamaroany verezin'ny gasy izy raha @ io fahalalana io , sady ny ankamaroandry zalahy AT , tsy dia mahataitra loatra raha io bandy io e! ka raha tsyvendrana ny gasy ho fitahanla @ resaka siansa
3. mion ( 11/03/2009 06:30)
Ka ingahy io de mahay mampifanandrify ny baiboly sy ny siansa mintsy, ary raha ol marivo finoana de lasany tanteraka
4. coopsal ( 11/03/2009 07:56)
"Ary ny vahiny tsy harahiny, fa handosirany, satria tsy fantany ny feon'ny vahiny." [Jaona 10:5]
Tsy feon'i Kristy no henoko amin'ireo resaka ireo, koa vahiny ireo ary tsy harahiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4686