MAMPIADY NY SAMY GASY Raiso ny andraikitrao ry HERY ADMIN

1. rabingogilabanga ( 10/03/2009 11:13)
1)satria betsaka ny famporisihana ny olona hiady , no danger be ho antsika malagasy, no d'ailleurs contraire @ charte ny forum rahateo

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b642a2a2c0d

2)Satria ny porté n'izao forum izao tsy azo tsinontsinoavina,

http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=475498

3)Dia mangataka an'ny Hery handray ny andraikiny, FAFAONAREO TOMPOKO ny zavatra toy itony,

Enkena fa sarotra ny manara-maso olona be dia be ato @ forum, saingy ny lalana milaza fa ianareo tompon'ny site no responsable, indrindra koa: Efa raisinay ny andraikitray @ maha mpisera anay milaza anareo ireo tsy manara-dalana,
raiso ny andraikitrareo mamafa, sy manilika ireny olona ireny,


Le monde ne sera pas détruit par ceux qui font le mal, et par ceux qui les regardent sans rien faire."Albert EINSTEIN
répondu par xxx le 10/03/2009 15:54
2. rabingogilabanga ( 10/03/2009 11:14)
Le monde ne sera pas détruit par ceux qui font le mal, MAIS par ceux qui les regardent sans rien faire."Albert EINSTEIN
3. mmmhh ( 10/03/2009 11:59)
inona no tian'i Rabingo lazaina? tsy azoko,
sehatra natao hifanakalozana hevitra ity, tsy voatery hitovy hevitra ny olona eto,
aleo hanao sy hiteny daholo e,
fa ny mpiteny ratsy fotsiny no tokony hailika araka ny teninao satria mandoto ny serasera fa tsy ny olona tsy mitovy hevitra aminao. :wink:
4. vahiny2004 ( 10/03/2009 12:20)
Tsy hitako izay fahadisoan'ny webmaster eto

Plutôt ny tsy fahaizan-tsika malagasy miady hevitra no mivandravandra izao :-)

Miady hevitra ve ho lasa hoe miady e?
5. xxx ( 10/03/2009 12:25)
:@ :@
6. xxx ( 10/03/2009 12:36)
:{ :{ :{
7. rohy ( 10/03/2009 12:40)
tsara ihany ny sivana kah.Tsy voatery hevitra tsy mitovy mihitsy no hanakanana azy fa ilay fivoizana fisaraham-bazana @ samy Malagasy. Ilay fo mora sendaotra arakaraka ny zava-misy mitranga izao no tena hitako mibahana matetika fa tsy ny ady hevitra mitondra vahaolana. Eny e, efa hisy hilaza sahady hoe :' iza koa no hahita iza hevitrao kely eo?' Tsarovy nefa fa sehatra natao hiseraserana eto ka tsy azo sainina velively ny mety hiantefany.Tombotsoa ho antsika Malagasy ihany anie ny fahaizana miady hevitra e.
8. gasmlay ( 10/03/2009 12:53)
ireo le tary milaza fa manohana an'ra8 reo anie, zara ra misy any dago eh! 8)
9. xxx ( 10/03/2009 13:08)
Tsy hahita critères objectifs eo mihintsy nareo
10. xxx ( 10/03/2009 13:44)
Karaha mbola izao zava-miseho rehetra izao dia tsy ahita an'izany marina, satria samy manana ny firehan-keviny fa nys asany mahay vava loatra ka toa izay anie no mahatonga ny fandorana trano.

Mila maneho hevitra milamina fa tsy be taim-bava loatra, eto no manapmatra fa tsy mankeny amin'ny terrain raha te-haneho amin'ny fomba réel ny tianao atao. Izay no vaha olana, misy ny sasany misendaotra ambony ihany raha vao voatonona ny tsy mety ataon'ny olona arovany. Ka inona no critères eo marina ? Zé tsy mahatanty miala no mety, raha sendaotra laotra dia aza mijery forum intsony sao miakatra tension eo ka hampitombo isa amin'ny maty amin'ny statistique an'izao tolona izao, :lol: :lol:
11. andrywui ( 10/03/2009 15:07)
Marina mihitsy fa ry zalahy mipetraka any ivelany ireo no tena miseho amanohana andra8 eto e !! tsy hitany sy tsy hiainanay ny fahoriana eretan'ny pokn eto de be oaoa avyaany ivelany any ry lerony !! ka ny sivana sy ny didy jadona de tsy ekena intsony na aiza na aiza !! ary ra-hery tokony tsy hamafa zay PS tsy miteny ratsy sy manao zavatra tsy anaty fitsipika de zay ny azzy fa ra resaka didy oe tsy tiako iry na zary de tsy mety sady tsy azony hatao rabingogilabanga a !!!
12. xxx ( 10/03/2009 15:54)
rabingogilabanga:

Le monde ne sera pas détruit par ceux qui font le mal, MAIS par ceux qui les regardent sans rien faire."Albert EINSTEIN

LE GIDRO LAHY ITY :-D :-D :-D izahay angaha fehezin'ela,izahay tsy maintsy miteny ary aza be fananarapour e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0399