tsy efa mazava ve ny mpanohana an i tgv?

1. Mandefitra ( 10/03/2009 06:56)
United Nations staff in Madagascar say opposition leader Andry Rajoelina has taken refuge at the French embassy.

http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7933226.stm

efa hatrany ampiandohana moa io, fa ny sasany no ninia jmaba, raha tsy hoe akaman'ilay jamba koa nga
répondu par Oay le 10/03/2009 09:19
2. tsinjo ( 10/03/2009 07:02)
tratran'ny masobe tsy mahita reny ry papa a 8O
3. rabaradaka ( 10/03/2009 07:07)
Dadatoa araho tsara ny fivoatran'ny vaovao fa aza mihaino tsaho loatra. Fa i Alain Ramaroson koa ange hono ka ho arovan'ny ONU e ? :roll: :°)
4. tokanah ( 10/03/2009 07:25)
Ny anao dadatoa daholo izay mipotra eo hita mihitsy fa ilay mpikozy mbobaka ireny :x :x :x :x
5. bozyboleta ( 10/03/2009 07:37)
Indrisy ry taniko!!!Indrisy ry mpiray firenena amiko.
Ny tsy rariny sy tsy ara-dalàna izany izao no eken'ny ONU sy ireo firenena sasany manao azy ho matanjaka fa rariny sy ara-dalàna ka tohanany mafy.
Samy hanao izay tiany izany fa tsy hisy ny fanenjehana sy ny fisamborana.
Ary ireo olon-dratsy fanetriben’ny filaminam-bahoaka sy ny fiandrianam-pirenena koa izany no tsimatimanota eto amin’ny tany sy ny fanjakana.
6. Oay ( 10/03/2009 08:14)
bozyboleta:

Tohizako kely fotsiny an!
Indrisy ry taniko fa nomenao mpitondra tsy lany henatra ity fireneko ka mba hiarovany ny tanindrazako d tsy nanana fahatokisana ny miaramila mpiray tanindrazana aminy intsony izy fa d nanafatra olona fotsifotsy be hanome baiko ny handripahana ny mitovy loko sy iray ra aminy.
Ny honohono sy ny fanambarana etsy sy eroa d azo adika araka izay hitiavana anazy fa ny sary kosa d hitoetra ka averiko eto ny tenin'i Marc Ravalomanana:
_rehefa nanjakazaka teo @ TVM sy RNM ry ingahy Ratsiraka (2002) d izao no nolazain'i Marc Ravalomanana t@ izay:.... ho anareo tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary ianareo manana taranaka d tsarovy fa hotsaraina @ nareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao.
D tsarovy fa efa mihinanan'ny ry Ratsiraka sy ny taranany satria nanao ratsy t@ ilay tanindrazako ka tsy maintsy hotonga ihany koa ny anjaran'ity minia manao kanefa efa nahalala "Loza mafy ho an'izay minia manao ny tsy mety kanefa efa mahalala satria avo roa heny ny valiny ho azony"
7. andrywui ( 10/03/2009 08:19)
Ha ha ha ha Bozyboleta !efa renao moa ny vavak'ilay Matilo(tantsambo) otrizany ataon'ny Bozy izany !!! ha ha ha !!!!! Tsotra kely ny fehiny ry akama isany ho vita tsy ho ela ny lalao !! aorony ny godasy de ndeha misotro rano kely !! fa zahay mbola omena coupe !! ze mahavita azy ihany na ONU na innnn !!! mety ny avonavombavan-ravalo nareo ihany no hitsipahan'ny olona azy !! manomana ny fiarahabana tratry ny fahoriana sy ny fanomezana ro patsa ho anareo ato aho ry lerony aa!! mba miangavy fotsiny aminilay andro iray toa zato mba ho hita mivory ato aby laisany reo ho vangiako sy homeko ro-patsa kely !!! hoavy tsy ho ela ny fahoriananreo ato ! ary ho ataoko mafimafy ny anjombona hampanenoko ato afaka kelikely eo !! fa izao fotsiny !!!!aza ato ze moyen rehetra andrangitana andrahery hanala ny PS ko ato fa ho ataoko mahamay ry lle babakkoto ireto anio fa andaso kely varaventy moa !! ha ha ha ha !!! misy bandy niteny ratsy be ahy ao ambany ao !!asa na hitan 'ny tompo'andrakjitra na xtsia fa mbola ao ihany htramzao !! eny ee ! tsy TGV lery fa Tim !! fa na izany na ts zany de manala tena ato ihany reo aref kelikely eo fa menatsa be !!!! ha ha ha aha aha
8. bozyboleta ( 10/03/2009 08:37)
"Loza mafy ho an'izay minia manao ny tsy mety kanefa efa mahalala satria avo roa heny ny valiny ho azony"

Ieeee!!! Ianao ihany no mananatra ny mpiara-dia aminao.
Ny loza mahazo ny fireneko noho ny afitsok'ireo tia kely mpanimba sy ireo maty fanahy mpiaro ny mamohehitra no mampitsetsetra ahy.

Indrisy ry taniko fa nomenao mpitondra tsy lany henatra ity fireneko ka mba hiarovany ny tanindrazako d tsy nanana fahatokisana ny miaramila mpiray tanindrazana aminy intsony izy fa d nanafatra olona fotsifotsy be hanome baiko ny handripahana ny mitovy loko sy iray ra aminy.

Ieeee!!! Mbola ianao ihany koa no mananatra ny mpiara-dia aminao.
Indrisy fa misy ireo tia kely mivarotra ny fiandrianam-pireneny amin'ny vahiny ka ataon'ireo saribakoly.
Indrisy fa misy ny mpitondra fivavahana miafina ao an-damosin'ny vahiny ka mi varotra ny fanahiny amin'ny devoly ary manao tsinontsinona ny mpino.
Indrisy fa misy ny miaramila matin-kanin-kely ka tsy ampy noraviravezan'ny vahiny vola baoritra ka sahy namadika ny voadiny ho an'ny Tanindrazana.

Tohizo ihany.
9. TEGEVE ( 10/03/2009 08:41)
anakamamoafady andrywui faly ny foibe mahita anao salama tsara izao ,ndana mitolona fa tsy be kabary fotsiny eto
fa iza izany nanompa anao izany ,ilazao izy fa dinika no atao hoe,aza marary fo,misotroa aorta (l) (l)
10. Andribe ( 10/03/2009 08:44)
o ra wiwi
tsy mahaloa vola intsony anie i tgv dia mandositra ireo olona niaraka taminy ee
ireo olona niaraka taminy no mitady ny ainy sao dia mba nahazo kely tany koa toi aloha mba hanipazo kely eto hanohanana ny serasera fa tssss
na 15.000 euros eo fotsiny de milamina fa tsy atao @ anaran i tgv na i ra wiwi fa atao anonyme an :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. xxx ( 10/03/2009 08:47)
hay moa zany nivadika oé ny firenen-drehetra mihintsy zao no manohana an'i tgv?
ngà moa tsy le volaza tao @ "lojikan'ny fifandonana" iny ihany? nampian'reo firenen-dehibe hafa zany ilay "firenena" voalaza tao?
ary aiza ho aiza hono zao ny toeran'ny dinozoro?
12. patrick2002 ( 10/03/2009 08:48)
hasaivo Hakatony Ravalo indray ny ambasasdy eh!
fahefana ananany izany .
Heveriny fa ampiasaina moramora io fahefana io ,Aza mba mpivaro -dronono nahazo fahefana ihany.
Misy fetrany anie ity beloha ity eh!
13. TEGEVE ( 10/03/2009 08:58)
anaka patrick2002 diso ianao tsy misy masovoim-pirenena ho akatona izany eto ny compromis no tadiavina,ny toro-vohina tsy ilaina (l) (l)
14. andrywui ( 10/03/2009 09:04)
ha ha ha ha tena atomotra amarina ry zalahy ny fetra farany a ha ha ha ha !! hivoaka daholo ko on zao ny miaramila rehetra hanafika amn'ambohitsorohitra fa be vivany loatra reo gardes prz reo !! ha aha aha mbola vao may antomotra aiany ooo !!! hi ihi hi hi ka innnn no hevitra e !! hihiana ve sa hiandry laoka !! ???? ha ha aha
15. TEGEVE ( 10/03/2009 09:16)
anaka mamoafady andywui siora ve enao ny hitolona fa toa tsy mbola salama tsara raha izao rediredinao izao ,miverna aty @ foibe maka suppo aloha, dia ndana mitolona fa tsy manonofy antoandro eto
raha izao no mitohy dia ho lasa exil politika TGV haterina any @ dinozoro ho faiziny ,tsy nahavita mission (l) (l)
16. Oay ( 10/03/2009 09:19)
bozyboleta:

Ieeee!!! Ianao ihany no mananatra ny mpiara-dia aminao.
Ny loza mahazo ny fireneko noho ny afitsok'ireo tia kely mpanimba sy ireo maty fanahy mpiaro ny mamohehitra no mampitsetsetra ahy.

Marina ny any Bozy fa ho an'izay ho avy eo io teny io satria mampalahelo ny nataon'ity Marc ity.
Tsy mba mihaino lesona fa mivangabao aiza koa izy mpiantso tody t@ 2002 ndray rangahy no manao ny nataon'ilay niantsoany tody d izay no mahatonga an'ilay hoe aza mivangabao fa mba mianara ihany.

bozyboleta:

Ieeee!!! Mbola ianao ihany koa no mananatra ny mpiara-dia aminao.
Indrisy fa misy ireo tia kely mivarotra ny fiandrianam-pireneny amin'ny vahiny ka ataon'ireo saribakoly.
Indrisy fa misy ny mpitondra fivavahana miafina ao an-damosin'ny vahiny ka mi varotra ny fanahiny amin'ny devoly ary manao tsinontsinona ny mpino.
Indrisy fa misy ny miaramila matin-kanin-kely ka tsy ampy noraviravezan'ny vahiny vola baoritra ka sahy namadika ny voadiny ho an'ny Tanindrazana.

Tohizo ihany.

_Tohizana ihany tokoa "Mba omeo sary za ry Bozy milaza hoe nisy olona fotsifotsy be tao aorinan'ilay camion misy sono an'i RaSa iny" ireo olona fotsifotsy be mpikarama an'ady novidiana aloha ilay izy fa tsy novarotana é!

_Momba ny mpitondra fivavahana d indrisy fa misy prézida lefitrin'ny antokompivavahana manafatra vahiny handripaka ny mpiray tanindrazana aminy

_Momba ny miaramila voavidy namadika ny voady t@ Tanindrazana: Indrisy fa ny filohan'ny folohalindahy (i Prezida io an) d namadika ny voady nataony d tsy nahatoky intsony ny miaramilany ka nanafatra olona fotsifotsy be hibaiko ny mpanaraka anazy handripaka ny Malagasy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.088