araka ny foalazan'ny B.B.C dia ao @ ambassade de france i tgv no miafina,za izany vao tena mazava ny resaka,mody lazain'ny prefet any la reunion any fony izy le nanjavona iny hayi tgv hay eto tana ihany le karilahy sarotahotra iny. :evil: :evil: :evil:
asa aloha raha i Olivier bensancenot ohatra nanongana ny fanjakana sarko dia ny ambasady gasy i bensacenot no hiafina.Tena mahagaga :evil: :evil: :evil: