dem1 @ 9ora tsy diso eo devant stade mahamasina
1. grosbras
(
09/03/2009 19:54)
antsoina isika miaro ny ara dalana ho tonga hanao rodobe eny mahamasina dem1,@ 9ora tsy diso,mitondra tsaky kely fa mafy ny adintsika :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i tsinjo ny 10/03/2009 07:07
5. TEGEVE
(
09/03/2009 20:13)
anaka isany andefasanay mpikaraman'ady koa izany ianareo fa mivorivoria eo (l) (l)
6. xxx
(
09/03/2009 20:13)
tsy mitondra vatsy tsony isika,fa le rongony sy tôka mahazatra ihany ry akama ah! :@ :@ :@
7. grosbras
(
09/03/2009 20:26)
raha mahery ny 10.000izahy dem1 dia hiditra ao @ capsat,efa fonona daholo ny matosy :evil: :evil:
8. salopard
(
09/03/2009 22:53)
raha tsy lalao sy tinondia ary lianah sy patricia no manao spectacle streape terase, tsy ho tonga eny izahay,
9. xxx
(
09/03/2009 23:05)
tongava moa lesy fa misy kisoa vavy mifaha be atoko cadeau an ela :* :* :*
10. tokanah
(
10/03/2009 06:51)
de aleo eny raikitra eo izay tokony ho raikitra ee :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: 8O 8O 8O 8O 8O 8O
11. tsinjo
(
10/03/2009 07:07)
ny toetsain'ny mpamiorohoro oa hafa mitsy , ary hita taratra ( tokanah ) :lol: :lol: :^)
