naleoko ihany ny mason'izao tontolo izao tsy nitodika taty ka, zao tena afa baraka sady mahamenatra, mihomehy sisa ireo vazaha mifanena amiko oe zany ve ilay mba hoe Madagasikara, bandy kely tsy ampy taona @ maha prezida ex-dj miseho manakorontana ny firenena... tgv nous a tournés en bourrique aux yeux du monde.
snifff :oops:
Toa mifono zavatra hafa ity raharaha ity, amiko matoa i Andry niseho natanjaka h@izay dia satria misy mpanohana mafy sy azo antoka . Mazava izy izao. Mazava fa tena saribakoly i TGV
Indrisy ry fireneko ! Indrisy ry vahoaka izay atao kilalao !
Izay discussion ntsika eto dia tsy misy ao anatin'izay efa nomanina ho an'ity firenentsika mahantra ity
Noho ny vola ve dia tena nanaiky hatao saribakoly i Andry, tena nanao sorona ny malagasy iray tanindrazana aminy !!!
Amiko izao tsy misy dikany na i Ra8 no tavela eo na i Andry , samy tsy misy masi-mandidy hay fa ny hafa no mandidy ho antsika