Na pro-Ra8 enao na pro-TGV samy perte @ fandrobana

1. xxx ( 09/03/2009 12:53)
Nahoana tokoa moa no tsy miray hina ny olona rht @ izao situation izao na pro-Ra8 enao na pro-TGV de samy hiovaka perte @ io fanararaotana fandrobana misy @ izao fotoana izao io. Alefaso ny soso-kevitra fa aza ilaozana miady eto e! Izy roalahy mianaka ireo na ho ela na haingana hilamina ihany fa ireo voaroba, ireo mpiasa sy ny fianakaviany, mba ho aiza?
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:51
2. xxx ( 09/03/2009 12:59)
mifampivavaha ianareo hoy ny rayamandreny tsotsa izany e
3. xxx ( 09/03/2009 13:05)
Ireo mpitarika no tokony hifamela voalohany, indrindra fa ireo RR e!
Zao no tokony hanehoana ilay fihavanana mampalaza ny Malagasy, "Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very ...m-pihavanana?" fa @ zao tokoa izany ny inverse ve?
4. xxx ( 09/03/2009 13:51)
Zah aloha tena pro Ra8 fa tena ohatrany tsy hanao n'innn n'inn le Ra8, de jerena fotsiny ve ireto mpandroba? sa izy no ao ambadika ao?
O Ra8 a, mba jereo zahay fa aza laozanao mandrevy fotsiny ao a,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.188