ef resy nef de mbola misisika ihany satri ts manaiky ho resy

1. bema555 ( 09/03/2009 06:49)
Efa mibaribary ankehitriny fa ts tin'ny vahôka intsony ny fitondran'ny R8, nefa de mbola misisika ihany le fitondrana: ny sarambam-bem-bahoaka hoentiny ara ts tia azy ka iza no ho entiny eo:Efa resy zao de mbola misisika ihany.
Ny mpiasa mpanjaka zao mande miasa de miambina ordi fontsiny no ataon'ny any ampesana, satria ts mankato ny fitondran'ny R8 intsony.
KA INONA ARY NO ANDRASAN'I r8 TS IALANY:Asa mbola mampanantena fahiratana ho azy angamba ny pactes sataniques ataony.
Ny RNM, hypocrites manatsara ny fitondrana: ny réalité eto amin'ny tanana afeniny mba ts ho fantany vahoaka any amin'ny faritany! Nefa ts fantany ve fa efa mandroso ny tany nohon'ny technologie: misy ny phone sy ny internet ahafahana mampiely ny vaovao marina : NY MARINA TSY MBA MATY, ary na ho el ana ho haingana de TSY MAINTSY HIRARIHARY NY FAHAMARINANA REHETRA ETO AM TANY SY NY FANJAKANA!!!
novalian'i ngoiha ny 09/03/2009 09:56
2. bozyboleta ( 09/03/2009 07:03)
Dia samy manana ny ataony hoe FAHAMARINANA sy izay MARINA aminy tokoa e!

Tsy mitovy tokoa ny fahiratan-tsain'ny olona. :roll: :roll: :roll:
3. yuka ( 09/03/2009 07:28)
Aza tenenina foana hoa lay hoe vahoaka,tsy tin'ny vahoakan'ny TGV ravalo ra izay no lazainao dia marina :P
Mbola misy vahoaka hafa ao,izay hirariana tsy hitroatra fa hanaiky ho resy mba hisoroana ny ra mandriaka :D
4. mion ( 09/03/2009 08:10)
i bema kely a, mba halebiazo @ zay ny fijery fa olona kely endaka kely ireo no miseho manendaka koa hoe vahoaka a oe vahoaka.
hita mintsy hoe lany henatra toi mbola sahy miventy ny teny hoe FAHAMARINANA malgré ny zava-bitan'ny TGV sy ny filazana lainga afafy etsy sy eroa. Maha menatra e, aza de mifahan-dalitra be ôtrizao fa mba lehilahy ihany toi.
5. Andribe ( 09/03/2009 08:10)
iza zany zao no tian ny vahoaka ra sa i tgv sao dia mba i deba kosa :?: :?: :?:
6. ratavao ( 09/03/2009 08:20)
Asakasak'izay manao fijery ambany efa pô-maso fa ny marina dia efa mibaribary. Za tsy hiteny inona le marina? Ary raha rà mandrika ko no tadiavina: tsy efa ela no nisy ve? sy ny fatin'olona? Sa iza no mbola tadiavin'ireo mamy rà ho mbola hiampy rà mandrika? Hita mihitsy hoe: lian-drà lotra io miteny rà mandrika io. Dia ho hitantsika eo ry pahi-maso isany a! efa saron'ny fitondrana mpamono vahoka ny maso dia mbola rà madrika ihany no tadiavina, tongava aminao izany raha izay no irinao ry Yuka liandrà!
7. mion ( 09/03/2009 08:21)
Andribe, tongava aty de mahita oe iza no tian'i deba ra8 sa TGV
8. xxx ( 09/03/2009 08:40)
ramongabe sy Mmeelefantan'ambositra injay no midelira ato , ianareo no resy pour tjrs , tsy misy ati-doha sady efa mijapy train no mbola manimba zavatra
dia rehefa tsa mahavita dia lasa mitapy eto
mamorona lava izany mbà hoe izany no marina VONDEA marina
9. yuka ( 09/03/2009 09:07)
Aza entipo ratavao refa miresaka aa!
liandra ve za sa maniry filaminana??? tsoriko aminao ratavao io na TIM aza no tohanako,dia tsy mankasitraka ny hetsika etsy mamasina aho mba hisorohana ny ra mandrika :P
10. ngoiha ( 09/03/2009 09:56)
Vive l'EMMONAT tohizo ny fahendrenareo.Tifiro rehefa tsy mahay mihaina .F'ireny ihany no fanetry ben'ny firenena tsy mampandroso eto am'tany sy ny FANJAKANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703