hitanareo fa nanao dementi

1. bazylou ( 08/03/2009 19:12)
daholo le nilaza hoe nisy matzeieln'ny mbs taoa min'ny viva!! tena tratra daholo izany ny lainga. :-D :-D
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:29
2. andrywui ( 08/03/2009 19:16)
Akaiky ny farany ee!! hivoaka eto daholo ny adalan'ireto Tim reto !!! hivoaka daholo ny porofo fa ry zalahy iany no mpandroba !! hivoaka ny porofo fa ry zalahy iany no mpanakorotana eto amin tanana !!!! fa andaso kely klou fa vao miketrika azy isika izao fa efa ho masaka ny lohomby ka !!!! ahita ny tena bulldozer amzay laisany fa andaso kely moa !!!! :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. fozaoranabe ( 08/03/2009 19:23)
Akaiky ny farany ee!! hivoaka eto daholo ny adalan'ireto Tim reto !!! hivoaka daholo ny porofo fa ry zalahy iany no mpandroba !! hivoaka ny porofo fa ry zalahy iany no mpanakorotana eto amin tanana !!!! fa andaso kely klou fa vao miketrika azy isika izao fa efa ho masaka ny lohomby ka !!!! ahita ny tena bulldozer amzay laisany fa andaso kely moa :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. TEGEVE ( 08/03/2009 23:29)
anaka bazylou aza taitra ianao fa efa fombanay ato @ foibe ny mandainga io, ka raha voamarina dia tsara izany, (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0729