aiza i Noue hilaza vao2
1. virjiny
(
08/03/2009 19:00)
mangataka an'i Noue hilaza fil d'infos fa tena misahotaka be izay mijery vao etsy sy ero e ,
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:26
2. xxx
(
08/03/2009 19:13)
Virijiny !! Noue angah télévision anao fa rehefa tsy maharaka vao2 de ndana miainga any
3. virjiny
(
08/03/2009 19:18)
i ra wiwi indray io miafina io aleo izy no hilaza ny vao2 sa ela koa ny avocat ny eto
5. TEGEVE
(
08/03/2009 23:26)
anaka isany tsara ny fitaterana vaovao ataon'i Noue ,afaka mifandinika daholao isika fa tsy voatery hoe hanaka izany (l) (l)
