lasan'i andry ny miaramila
1. bazylou
(
08/03/2009 13:58)
hihih; io fa ef anipitika daholo ny miaramila tsy manaiky ny lehibeny intsonyfa lasa any amin'nytgv!! mety ka. :-P :-P :-P
novalian'i zandikely ny 08/03/2009 18:56
2. tovolahy007
(
08/03/2009 14:22)
Aza mbola maika aloha lo nao bazolll fa mbola vao nanoratra ndray i sobika hoe mbola tsy maripototra io vaovao io an. Ny radio eto anie izao ka samy milaza zay tiny lazaina e. Ady kle doly zany fa aza mbola mandihy lo. Raha tena nisy zany efa ela ireo no teny Ambatobe fa za sure 100% fa RESAKA TIANA HATAVY IO MBA HIANTSONA NY OLONA NDRAY. hahaha
5. ifiona
(
08/03/2009 14:51)
tovolahy007
raha misaraka tokoa ny armée. :(
fa radio mada aloha miteny hoe tsisy an'izany fa tsaho fotsiny zany.
Ny articles rehetra mandeha @ internet anefa dia milaza fa misy izany.
Iza no inoana? :?
raha misaraka tokoa ny armée. :(
fa radio mada aloha miteny hoe tsisy an'izany fa tsaho fotsiny zany.
Ny articles rehetra mandeha @ internet anefa dia milaza fa misy izany.
Iza no inoana? :?
6. TEGEVE
(
08/03/2009 15:03)
anaka isany marina ny vao2 henonareo ,mikomy tsy manaraka baiko ny miaramila sasany akoha hatramin'izao,tonga @ ilay tsy azo hiverenana intsony ny tantara nohon'ny ftiavantenanay (l) (l)
7. tovolahy007
(
08/03/2009 15:29)
De ho hita eo ny fandehany e. Za de efa nidradradra mafy mitsy hatramin'ny voalohany fa samy tsy misy mamely na i le 8 na i le V. Ka de hoy aho hoe: AVELAO HO AVY ZAY HO AVY, hahahaha. Ho hita eo izay rerka voalohany.
9. Mirananirina
(
08/03/2009 17:37)
Mbola eo ny polisy,gendarme,sns..............,iza koa ny miaramila lasa any eo,mety hoe misy 3 na10 angambany.
11. xl
(
08/03/2009 18:43)
ex resep, tsy mankaiza ireo e!
400 millions no mba nomen dratsiraka azy hikomiana
ataovy au poteau daholo ireo rapitso ry CEMGAM sy EMMO a!
ampolony ve no mba miseho mi deserte eo
Homboy
400 millions no mba nomen dratsiraka azy hikomiana
ataovy au poteau daholo ireo rapitso ry CEMGAM sy EMMO a!
ampolony ve no mba miseho mi deserte eo
Homboy
13. zandikely
(
08/03/2009 18:56)
C'est la conséquence de la stupidité de RAVALOMANANA!
Cette réaction des militaires était prévisible!
