fanasoketana tsotra izao fotsiny le izy
1. bazylou
(
07/03/2009 20:54)
satria tsy zakan'ny le8 ilay kombaka dia atao daholo izao fandotoana and co izao. Lazainy mazava tsara hono fa hoe hita tao amin'ny viva ny materieln'ny mbs. Ny harivan'io ihanyny radio dia nilaza mazava tsara , ary tsy radio 1 irery fa maro, rnm, antsiva,..... fa nitondra entana natao antsokosoko ny emmo ampidirina ao amin'ny viva. dia io no vokany.
Bref , tsy resy i Andry aloha atramin'izao fa repli strategique ny azy dia aleo hanovokovoka oe ze emmo sy ze tim te hanara drenirano aloha fa trondro maty ireny.
Jereo fa manome legitimite azy bebe kokoa ny fanenjehana azy.
Dia ireo olona rehetra mizesta manao hoe enjeho vonoy gadrao le iny ve dia manatena ianareo mety s tsaratsar kokoa noho ny teo alohany fiainanareo sy ny vidim-piainana eto MAdagasikara raha tsy nisy iny hetsika iny ??
Ianareo ireo izany dia mpanompo sy mora amidin'ilay 8 daholo e!!! :-D :-D :-D

novalian'i tanymasina ny 08/03/2009 15:10
2. TEGEVE
(
07/03/2009 23:20)
anaka mpitolona bazylou sy anaka mpitolona Optik mifanohitra be ny zavatra nosoratanareo ,mila fanazavana misy2kokoa ny ato @ foibe (l) (l)
3. tafondro
(
08/03/2009 13:27)
Iza no tena fototr'izao raharaha izao hatramin' ny nanombohan' ny fifamonoana teo ambohitsirohitra ? Izay no mila ho fantarina .
4. tanymasina
(
08/03/2009 15:10)
NANENDRY TENA HO MPAMINANY Monsenera ODON efa lamody mantsy ity FANENDRETENA ITY
LASA NY RAN' I JESOA INDRAY IZAO NO OMENA NY MPIANGONA FA NY MOFO AN'I MPAMINANY ODON IRERY REHEFA IZY NO MANAO LAMESA
SATRIA NY RA NO TENA MAHADIO :
-NY FAMAKIANTRANO
-NY FANENDAHANA
-NY FAMONOANA
-REHEFA KARAZANA FANIMBANA NATAO