Latsaka ny ranomasoko...

1. bozyboleta ( 07/03/2009 11:35)
Misy mi-scène ray indray koa t@ radio antsiva nanao ranomasom-boay.

I latimer rangers ndray no nanao sinema mody nitomany sy nifendrofendro be teo hoe manameloka ny fanenjehana ny olona tsy manan-tsiny ataon'ny miaramila, avy eo vetivety eo dia hentitra be otran'ny tsisy n'inn n'inn ndray mitantara zao atsanga tsy amanorana zao.

Misy ny olona dia tssss

:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:33
2. TEGEVE ( 07/03/2009 11:46)
anaka bozyboleta tsy mazava ny lazainao ,
mba azavao alohany hitomaniana fanindroany ny heviny mifanipaka izany (l) (l)
3. tsimatimanota ( 07/03/2009 11:51)
mbola mamofy tongolo iray gony izy handatsahany ny ranomasony
miheno antsiva aho fa toa main'ny sakay hono ny vodin'i latimer rangers fa nangery t@ lobolobo feno sakay tsilanindimiandry
4. bozyboleta ( 07/03/2009 11:54)
Ka mody mitomany izy dadatoa a!
Tena mifendrofendro be izy miteny hoe:" Latsaka ny ranomasoko... tsy rariny ny fanenjehana ny olona tsy manan-tsiny..."
Vetivety eo izy otran'ny tsy naninn! Zao izy mbola minananana ao @ radio ao.

Nahazo lesona mody mitomany t@ tgv zanakao t@ ireny raharaha 07/02 teny Ambohitsorohitra ireny koa angamba.

Azon'i dadatoa ve???
5. Andribe ( 07/03/2009 12:01)
nga mbola velona moa lery fa efa elaela ihany izy zay tsy henoko sao dia mba tomany avy any ambondrombe kosa zany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. xxx ( 07/03/2009 12:03)
inona koa no fantar'ilay tandroy lahy iny hendry izy tsy ny dahalo any @ tanindrazany no fongorany
7. bozyboleta ( 07/03/2009 12:04)
:-D :-D :-D :-D
Miala-tsiny hono latimer rangers raha nitomany teo fa efa tena tsy tantiny hono ny toe-draharaha misy zao ary feno hono ny fony @ maha-mpiandry azy.

Misy ny olona dia tsss
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
8. Andribe ( 07/03/2009 12:05)
mpiandry any ambondrombe hahaha dia aleo tsiky dia ampy :lol: :lol: :lol:
9. xxx ( 07/03/2009 12:08)
mpiandry omby sa mpiandry dahalo :-P
10. TEGEVE ( 07/03/2009 12:25)
anaka isany mba mahay manao ranomasom-boy ary izany izy fa sarotra be anie ny mamadika palitao @ zao fotoana izao ,ny filoha hanjaina Ravalomanana mahay manavaka ny vary sy ny ahin-dratsy (l) (l)
11. bozyboleta ( 07/03/2009 12:27)
mpiandry omby sa mpiandry dahalo
:-D :-D :-D :-D :-D

Fa zavatra tena hitan'ny masoko kosa aloha an.
Nisy tandroy andiany maromaro vao niakatra tanàna t@ ty herinandro ty.
12. xxx ( 07/03/2009 13:04)
SAMBORY TGV DIA VITA NY ADY ,
13. andrywui ( 07/03/2009 13:19)
samborina ? ieééé


jereo eto
14. xxx ( 07/03/2009 13:26)
sambory dia sambory ary aza avela mihitsy
15. Mirananirina ( 07/03/2009 14:21)
Ranomasom-pifaliana re ny azy e
16. TEGEVE ( 07/03/2009 23:33)
anaka Mirananirina tsy ranomasom-pifaliana mihintsy ny azy mahita an'i Andry miafina tsy miseho masoandro izao (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0707