RA8 NO MANAKARAMA OLONA HANAKOROTONA

1. ralalaina ( 06/03/2009 13:33)
Hita miharihary izao fa Ra8 no manakarama mpikarama an'ady hanakorotanana ny tolona sy,anisany mpikarama anadiny ireo olona nanakorotana teny @ CEG Antanimena mba hanasoketana ny TGV,hananay ny porofo momba izany
novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:13
2. tsinjo ( 06/03/2009 13:36)
avoay le porofo papa a , aona fa raikitra ny bal eny analamahitsy sy ambatobe eny ??
3. xxx ( 06/03/2009 13:38)
ahoana ralalaina a=wiwi,inona indray no vaovaon ela avy any anaka,aza manao toy izany intsonyianao (l) (l) (l)
4. ralalaina ( 06/03/2009 13:39)
tsy misy mila eto ry bainina analikisa izay no aty ka tsy matahotra izay mercenaire any
5. xxx ( 06/03/2009 13:40)
tandremo anaka fa betsaka villa eny (l) (l)
6. tsinjo ( 06/03/2009 13:41)
tena tafondro kosa ry ralalaina le nipoka be teo kle , aza be vava ao ambody ordi eo fa mba ndana manampy ny akama eee
7. patrick2002 ( 06/03/2009 13:41)
tena tsy nahita filoha mi-scene hoatry ny ity Ravalomanana ity ao marina.
8. ralalaina ( 06/03/2009 13:43)
marina lesy zany rapa,hajedaka no mety anio ra8 io
9. Noue ( 06/03/2009 13:44)
ralalaina:
hananay ny porofo momba izany
alefaso eto ary ilay porofo eee ! vidéo ??


10. xxx ( 06/03/2009 13:44)
ralelena toneo ny fonao anaka (l) (l)
11. ratavao ( 06/03/2009 13:45)
Efa olona pahina raha izao no zava-miseho izao no mbola hamarininina fa hoe mety ny ataon'ny R-8 efa miala aina!
12. ralalaina ( 06/03/2009 13:46)
hanay izany fa tsy hanareo e,eo no be ranomaso eo
13. tsinjo ( 06/03/2009 13:47)
aza eto no be wawa lety a, ndana ampio ny akama eny analamahitsy sy ambatobe eeeee
14. xxx ( 06/03/2009 13:48)
asio mafylesy ralalaina ireo tim tsy mahay miaina ireo an,aza tsitsitsiana mihitsy fa anaro mafy hooohohohooh
15. ralalaina ( 06/03/2009 13:52)
zay lety aty ambatobe tsy miala eto zany fa aza matahotra ela tsy matahotra mpikarama an'ady ny pokona aty
16. kasimodo ( 06/03/2009 13:52)
Na mbola tsy misy porofo aza ry naman ralalaina d marina io teneninao io ah!! vô niainga le paika d efa kobon-geh eh!!! ndray mande zay za ho ao @ ministera d nisy an'le milaza miaro ministera le tenue civil ireny d nihoraka ny olona hoe tonga ny mpigrevy eh.... d niova akanjo ho orange tampoka teo ry zalah fa tonga d convaincue avy hatrany za hoe: Politika maloto mitsy le an'le ra8 ty
17. TEGEVE ( 06/03/2009 13:56)
anaka ralalaina andana ampio ireo mpitolona fa tsy ilaozanao mandroba fotsiny eto,haingana fa tsy misy firy intsony ny namana ato (l) (l)
18. ralalaina ( 06/03/2009 13:57)
Marina mihintsy lesy zany kozy ela zany
19. zenamy ( 06/03/2009 14:22)
ory ralalaina raha misy villa vaka dia efa ela izay
20. kelly13 ( 06/03/2009 14:26)
nahare resaka za oe tsy maintsy milamina ds 15jours ny raharaha ao mada sinon foana ny fihaonambe afrikanina d zay no mahatonga izao emmonat etc... zao! marina sa diso? d mba valio milamina fa eo nareo d mifanasa vangy sahala @ zazakely eo dol lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042