mitady namana

1. bema555 ( 06/03/2009 12:33)
mba mitady namana ô !! surtout ze avy any manakara
novalian'i xxx ny 27/03/2009 12:26
2. nrina ( 06/03/2009 13:15)
Inn ko ty manavakavaka ty e ? Tsy aleonao mankany Manakara mitsy ra izany sûr any fa betsaka
3. bema555 ( 06/03/2009 13:29)
nrina>>> sanatri amiko zany hoe hanavakavaka!! précision io ra ts fantatrao!!
ra miteny enao hoe mitady legumes surtout ra laisoa !!! de ts midika mits zay hoe ts tinao mits ny hafa akoatry ny laisoa!!
de rah miteny za hoe mitady namana SURTOUT ze avy any mankara de ts midika mits zany hoe HALAKO NY ANKOATR'IZAY !!!
TSIKA SAMY MALAGASY fa ny précision tena ilaiko!!
merci
4. RATOVOARY ( 06/03/2009 13:33)
Mahandràsa kely ry bema fa mety hisy Manakara ihany eo ho avy hanohana ny antsonao.
5. soanja ( 07/03/2009 11:21)
bema555:

mba mitady namana ô !! surtout ze avy any manakara


Ary mpankany Manakara matetika ve mety azon'i Bema atao namana? zah manko mpankany matetika. Mahereza ary! Mino aho fa misy namana be dia be ao ka!


:-* :-* :-*
6. Mirananirina ( 07/03/2009 14:33)
Izaho koa mpakany matetika fa tsy avy any.
Tsy manavakavaka kosa izy fa mety avy any no titiny kokoa e!
7. xxx ( 27/03/2009 12:26)
Rah zah bema tonga de i lola no hatonina, fa toa avy any leiry iny rah tsy diso ah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3675