Iza no omena tsiny ?
1. Noue
(
06/03/2009 10:39)
iza no omena tsiny , ny emmonat manao ny asany sa ny jiolahy ???
andeha ho aiza zao ireo olona ireo ??? jereo ireo vato any an-tanany
[URL=http://img15.imageshack.us/my.php?image=madagascarmars200900014.jpg][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/1295/madagascarmars200900014.jpg[/IMG][/URL]
on va defier les forces de l'ordre ?????
[URL=http://img15.imageshack.us/my.php?image=antananarivoviolencesur.jpg][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/2434/antananarivoviolencesur.jpg[/IMG][/URL]
dia aza gaga raha zao ny vokany !!!!
[URL=http://img19.imageshack.us/my.php?image=madagascarmars200900007.jpg][IMG]http://img19.imageshack.us/img19/441/madagascarmars200900007.jpg[/IMG][/URL]
ka aza ny emmonat no omena tsiny fa manao ny asany zareo eee !!

novalian'i xxx ny 06/03/2009 22:12
2. xxx
(
06/03/2009 10:42)
marina izany aky a ndana aloha jereo ny laoka soa may eo :^) :^) :^)dia avy eo tohizana ny resaka
3. ifiona
(
06/03/2009 10:49)
oay lety e sady misy zazakely miaraka @ ndry zareo reo ve zao ve ts mbola 8 ans ny kely indrindra ireo pffff
4. xxx
(
06/03/2009 11:10)
le noue koa mora tezitra ery,tohizo ny vaovaontsika,efa miala ny helico hisambotra an'i tgv,
5. Noue
(
06/03/2009 11:13)
an an an kosa eeee ! tsy mora tezitra zany aho fa kosa be loatra ny be wawa @ tsy napany eee ! dia aleo ny emmonat hanao ny asany ka hisambotra ireny jiolahy ireny fa tsss
6. xxx
(
06/03/2009 11:21)
marina izany efa tratra ve aloha,sa ahoana e,izahay izao io efa nividy champagne hoe raha vao tratra i tgv dia efa fety ,efa eto ambony latabatra fa miandry vao2 fotsiny sisa dia lasa izao :lol: :lol: :lol:
7. essera
(
06/03/2009 11:27)
Maninona ltia lisany no dia nandritra ity maraina ity dia resaka fisamborana an'i Andry foana. Rehefa izay dia izay fa tsy mila averimberina im-bdb.
Io intox an'lisany io foana no efa nahaela velona an'ity firenena ity.
Omeo cliché misy an'azy mifatotra menotte sy miaraka amin'ny force de l'ordre a d mino an'lah soamantsara.
Fa i Onjan'i tinondia sy Ravalomanana niaraka aza tsy inoako atram zao raha tsy mahita sary a.
:-D :-D :-D :-D :-D

9. patrick2002
(
06/03/2009 13:06)
ireo olona maro-be hitanao reo ry noue ,ireo sombiny fotsiny @ vahoaka mitady fanovana ah! olona efa tsy misy fanantenana intsony @ fiainany ,zatovo mamoy fo ,ka dia haleony mandrodana ny fitondrana coute que coute , betsaka no tsy tia an-dravalo fa haleony miopetraka any antranony any. Tsy mba manana hantenaina hoatranao ireo olona ireo ka halefany Ravalo hiasa any andafy.
Ka iza aza no homena tsiny.
Ka iza aza no homena tsiny.
10. zenamy
(
06/03/2009 13:10)
hita mihitsy rapactrick2002 fa arema ,izany arema izany ry letia tsy hiverina eo intsony izany,aleony olona ra8,efa nanomboka 2003 i ravalo no kivy ny mponina saingy aleony lavitra mifidy an ra8 t@ dec 2006 toy izay mpanao politika :-D :-D :-D
12. TEGEVE
(
06/03/2009 13:36)
anaka isany ny ato @ foibe dia mahalala tanteraka ny momban'ny patrick2002,fa tsy zay loatra no resaka,
anaka Noue marina tokoa fa mendrika tsara ny sazy na iza izy rehefa manimba ny tanindrazana (l) (l)
anaka Noue marina tokoa fa mendrika tsara ny sazy na iza izy rehefa manimba ny tanindrazana (l) (l)
13. zenamy
(
06/03/2009 13:36)
TAO TANA IHANY I TGV NETY NAHAZO 20°/. ARY TSY HISY MHITSY NY 2 EM TOURS,SAINGY IZAO NANENINA NY OLONA NIFIDY AN'I TGV MAIRE DE TANA NOHO NY INONA RAHA FANTRAO RY PATRICK2002,
14. patrick2002
(
06/03/2009 13:52)
ARy ny any @ faritany rehetra ve manohana an'i Ravalo ny janvier 2009 ? mbola voafehiny Ravalo ve ny vahoaka malagasy ?
na ho vonoina i Andry ,na hosamborina efa hita fa ny vahoaka tsy mahatoky an'i RAvolera intsony .Ka rehefa ohatra izy ka hanao beloha mbola hijanona eo dia izay no mety hiverenany ekipany Ratsiraka ,c' est la realite.
Zafy Albert izao efa nahafeno olona teo @ kianjany andaboly tany Tulear ,nefa i Zafy Albert Izany efa tsy misy mpijery intsony efa ho 5 taona izay.

15. Noue
(
06/03/2009 14:11)
patrick2002:fa nga moa nisy nahafantatra hatramy voalohany oe olona mpamadika tanindrazana anie io tgv io eee ??? iza no nahafantatra fa kay ekipan'ratsiraka no nalainy taty aoriana ?? mba miheritrereta kely eee !!!
fa naleony nifidy an'i Andry t@ dec 2007 :-D :-D :-D
16. zenamy
(
06/03/2009 14:37)
aza miteniteny foana lesy ry rapa,koa raha tsy adala lesy ny vahoaka hoe efa nalohany 2fois mbola hiverina eo,matoa ny vahoaka nifidy an'i tgv fapitandremana an'i ra8 fotsiny,avec abstation record.Amiko fanarina iny fa fa tsy hoe fanonganana an'i ra8,
ary izao koa ny fanarenana an'i dago tsy mora2,izao efa misy mangirana kely dia hezana azera,nefa teo ela tsy nisy zavatra vita
ary izao koa ny fanarenana an'i dago tsy mora2,izao efa misy mangirana kely dia hezana azera,nefa teo ela tsy nisy zavatra vita
17. patrick2002
(
06/03/2009 14:46)
fa nga moa nisy nahafantatra hatramy voalohany oe olona mpamadika tanindrazana anie io tgv io eee ??? iza no nahafantatra fa kay ekipan'ratsiraka no nalainy taty aoriana ?? mba miheritrereta kely eee !!!
mamadika aminy ahoana aza ? :-D :-D :-D mba jereo kely aloha hoe inona no tsy hitiavany olonaan'i Ravalo dia inona no nivadihany olona azy ,sao de Ravalo no mpamadika tanindrazana. Samia mieritreritra.
ary izao koa ny fanarenana an'i dago tsy mora2,izao efa misy mangirana kely dia hezana azera,nefa teo ela tsy nisy zavatra vita
ka efa mihatsara ve miohatra ny t@ 2002 ? sa efa misy mangirana ahoana ,izaho mahita fa ny taux d'inflation mbola tsy maitriser, ny PNB mbola miamahatra i madagasikara ,ny taux de pauvrete mbola niakatra 2 % , t@ 2002 83% ary ny 2008 niakatra 85% .
ka tsy haiko hoe mangirana inona no teneninao, sao dia ianao no nahazo toerana tao @ MAGRO dia milaza ianao fa mangirana,
18. Noue
(
06/03/2009 15:08)
Ravalomanana ve no mpamadika tanindrazana ?? tsss ! ary ireo ekipan'ratsiraka rehetra ireo ?? olona inona izy ireo ee ??? tsss !!! ()
19. patrick2002
(
06/03/2009 15:17)
Iza no ekipany Ratsiraka miaraka @ TGV ,omeo hanarana izaho ? ary iza moa no tsy miara-miasa @ ekipany Ratsiraka eh! na i Ravalomanana aza mba mi consulter ny ekipany Ratsiraka rehefa misy hilana azy kou ,ohatra Honore Rakotomanana ,Rakotomavo Pascal .
Firy firy no AREMA ireo chef de region any @ faritany sy ny depute TIM rehetra ireo ,nalainy Ravalomanana satria olona mahay mangala-bato ,ary mpandray baiko hikohizana.
Firy firy no AREMA ireo chef de region any @ faritany sy ny depute TIM rehetra ireo ,nalainy Ravalomanana satria olona mahay mangala-bato ,ary mpandray baiko hikohizana.