Wanted : Karàna sy ny sisa, complices de tgv
1. xxx
(
06/03/2009 09:57)
Tatitra:
5 mars 2009 à 17 h 24 min
Ato anatin’izao korontana izao,dia vaovao ilaina fantatry ny be sy ny maro ity.
Misy fikambanan’olona mitady ny hifofo ny ain’ny Filoham-pirenena ankehitriny. Volabe mitentina 2 000 000 000 Ariary no hifanarahan-dry zareo hatolotra ny olona mahavita ny asa :“Famonoana an’Atoa Ravalomanana Marc”.
Mpikambana sasantsasany amin’ny Fikambanana Khoja moa ireo mpanakarama ireo. Izy ireo dia anisan’ireo olona mpanao ny hosoka sy tsolotra teo amin’ny fandoavan-ketra ary tsy afaka nanohy izany amin’izao fitondrana izao.Ny tena antony dia ny fahaverezan’ny tombotsoan’izy ireo amin’ny tsy faneken’ny fitondrandRavalomanana ny kolikoly.
Raha mahamarika isika dia tsy tafiditra tao anatin’ny toerana misy fandrobana mihitsy ny faritra Mahavoky Andravoahangy iny na dia be tranombarotra tokoa aza.
Anton’izany ny fanohanan’ireo sokajina karana sasantsasany ireo ny fanonganam-pajakana ataon’ny TGV amin’ny alalan’ny famatsiana ara-bola ny hetsika.
Fanohanana ara-bola aty ambadika no ataon’ireo amin’i Andry Rajoelina. Ireto ny antsimpirihany tamin’ny fandoavam-bola efa vita tamin’izany:
1. 320 000 Dollar
2. 90.000 000 Ariary
3. 40 000 000 Ariary (tamin’ilay natao fanomezana ho an’ny maratra teny Ambohitsorohitra)
4. 160 000 000 Ariay
5. 30 000 000 Ariary (tamin’ny Alakamisy 27 febroary teo).
Ireto ny vitsivitsy amin’izy ireo hahazoan’ny rehetra mandray ny fepetra:
Quincaillerie Lion (Alimamod Rafik Ramdjee, tompon’ny TyreMaster taloha izay nikatona noho ny resaka hetra)
Quincaillerie SAMBATRA (Frère Saïd – Soeb)
Quincaillerie 2000 (Galib Asgaraly)
Izay mahafantatra dia mahamarika fa misy vitsivitsy amin’ireo Garde du corps an’i Andry Rajoelina dia mpiasan’ny Quincaillerie 2000.
Ilaina ny fiparitahan’izao vaovao izao ho fanakanana io teti-dratsy famonoana io
Misaotra anao mampita ny vaovao!
En cette période de crise que traverse le pays, certaines informations doivent être divulguées au peuple malgache.
Un groupe d’individu tente à la vie du Président Marc Ravalomanana, pour la somme de 2 milliards d’Ariary.
Certains membres de l’Association KHOJA à Madagascar sont parmis les commanditaires, ceux qui sont habitués aux pratiques de la corruption en matières fiscales et qui, depuis ce régime, ne peuvent plus les pratiquer librement.
Remarquons que les quartiers de Mahavoky - Andravoahangy ont été toujours épargnés par les pillages et les casses diverses, pour la seule et unique raison que l’association sus citée finance le mouvement TGV.
Concernant le soutien financier alloué à Andry Rajoelina, voici quelques détails sur les versements déja effectués :
1- 320 000 Dollars
2- 90 000 000 Ariary
3- 40 000 000 Ariary (dons pour les “victimes” du 7 février)
4- 160 000 000 Ariary
5- 30 000 000 Ariary (du 27/02/09)
Quelques noms parmis les cotisants:
. Alimamod Rafik Ramdjee - Quincaillerie Lion (Ex Tyre master)
. Frêres Said&Soeb - Quincaillerie Sambatra
. Galib Asgaraly - Quincaillerie 2000
On a pu remarquer que certains gardes du corps de Andry Rajoelina sont des employés de la quincaillerie 2000.
Il est necessaire de diffuser cette information pour empêcher cette tentative d’assassinat.

novalian'i nyavo2000 ny 06/03/2009 11:15
4. Noue
(
06/03/2009 10:04)
miainga any indray ny ps vaovao klet'ieee !!
11:30 - L’arrestation d’Andry Rajoelina serait imminente

5. xxx
(
06/03/2009 10:09)
hosamborina ve i tgv tsy @ marainabe no fanaovana arrestation,vaovao naeliny antsiva io mba ataony toy ny t@ 2002,film efa nandeha
6. nyavo2000
(
06/03/2009 11:15)
IZAO VAO HITA FA TERRORISTE I ANDRY RAJOELINA! ATAO TAKOLONAINA NY MPIANATRY NY LYFR....
HO AN'IALAHISANY TGV, ANIO ALINA ATAO NY FANAFIHANA...FIJERENA NY STRATEGIE FOTSINY ANDROANY ATOANDRO....
HO ELA VELONA R8 sy ny EMMONAT