madagsacar , en route vers la guerre civile

1. bazylou ( 06/03/2009 09:23)
tsy hisy izany sommetn'ny oua izany e!! ary ho tsy ho vita mora ny olona maty ireny!!
répondu par bazylou le 06/03/2009 22:29
2. ralalaina ( 06/03/2009 09:25)
marina zany lesy ry bazylou a,izahay izao mbola hamaly faty ureny havavanay novonoin-dra8 ireny
3. zenamy ( 06/03/2009 09:28)
:roll: :roll: :roll:
4. bazylou ( 06/03/2009 09:47)
aleo hisy mihitsy io fa samy be kinendy eo daholo. Ary inona moa no maharatsy izany e!! tsy misy vy mikitrana irery izany koa. RAha izay no hampandrosoana an'io Mada io, inonany olana. Efa samy tsy hisy hanina ho lerana ihany :} :}
5. Andribe ( 06/03/2009 09:54)
DIA MBOLA HITOMBO INDRAY IZANY NY HO FATY SATRIA VALIFATY FATY GASY VENDRANA OTRANAREO IREO NO TSY HIVOARANA :-D :-D :-D :-D :-D
6. Noue ( 06/03/2009 10:00)

11:30 - L’arrestation d’Andry Rajoelina serait imminente
7. cocorie ( 06/03/2009 11:04)
Hita fa mitsy fa fialonana io sommet io mitsy no nahatonga an'izao korontana zao. Asa, afindrandRa8 any Imerikasina angamba ny sheratown refa vita ny sommet de ny air force one ataony kilalaonjafikeliny d marary (l) dôly ny mpanohitra rehetra. Mba mihirata r'lay a.
8. nyavo2000 ( 06/03/2009 11:34)
Madagascar vers la guerre contre le terrorisme zama no izy an!

EMMONAT! R8==> au travail, CAPTURER , TUER s'il le faut les TGVistes
9. bazylou ( 06/03/2009 22:29)
terrorisme inoa indray e!! tsy misy io fa ny tim no be zesta fa tsy misy apoaka!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502