“l’arrivée de mercenaires sud-africains”.

1. Noue ( 06/03/2009 08:57)
dia inona no tanjon'i tgv ?? hampiady ny vahoaka malagasy sy ny mercenaires sud-africains ????

« Je n’ai pas pris la fuite » hoy tgv fa kay zao no nokobon'lery tao ee!

18:45 - Andry Rajoelina est intervenu sur la radio Antsiva pour dire “l’arrivée de mercenaires sud-africains”. Il invite la population à s’habiller de blanc samedi pour “une grande marche” depuis la place du 13 Mai. La destination de la marche est inconnue

novalian'i Oay ny 06/03/2009 16:52
2. ralalaina ( 06/03/2009 09:05)
ra noue mitono tena nareo zany niarahana nahita ny mercneranaro teo @ 13 nibaiko ny miaramila gasy,ka iza no nananfatra mercenera @ zany,aza babakoto hoa
3. Noue ( 06/03/2009 09:08)
tsss ! rehefa tsy mahazo resaka ralalaina dia mangiana aaa ! :^) :^) :^) :^)
4. tsiafoi1 ( 06/03/2009 09:12)
Ka na hikanjo fotsy na hiakanjo mainty, ny tandroka tsy azo afenina

DEVOLY TSY MAINTSY RESY!
5. ralalaina ( 06/03/2009 09:19)
ka atao inona ra noue ilay mercenaire hamono ny malagasy no ataony,loza ho any izay nanafatra anireo
6. Andribe ( 06/03/2009 09:27)
improvisation no ataon ireo mba tsy hisian ny rà mandriaka be loatra
raha ilaina koa ny rà mandriaka aleo vonoiny any ny mpandroba fa tsy hilaina mihintsy :-D :-D :-D :-D
7. zenamy ( 06/03/2009 09:29)
tokony ny tongony no tofirana
8. ralalaina ( 06/03/2009 09:33)
eh moa zany mba fisinanany ilay Andibe e! ra mandriaka hono hita mihintsy hoe nanao pacte t@ devoly
9. rabingogilabanga ( 06/03/2009 09:38)
Improvisation? inona le hoe improvisation!
exercice angamba no tianao ho lazaina! na simulation


saingy, ilay simulation est ici dans la vie reelle, de grandeur nature, sur des être humains(malgache de surcroit) contre des etrangers.

Une simulation est une exercice izay efa voafaritra mialoha ny isan'ny mpilalao, ny toerana hilalaovana, ny fotoana haharetany, ary ny ho fizotrany minute par minute.


Izao ataon-dry zalahy izao no fanaovana COBAYE ny gasy, grandeur nature mihintsy aza fa tsy olona iray toin'ny cobaye.

La vie des malgaches et sa dignité (ampandroana anaty rano maloto) , n'est pas une vie virtuelle comme au jeu VIDEO, WII, PLAYSTATION, ou XBOX
10. Andribe ( 06/03/2009 09:44)
ralalaina:

eh moa zany mba fisinanany ilay Andibe e! ra mandriaka hono hita mihintsy hoe nanao pacte t@ devoly


DEVOLIN ELA NGA NO NANAOVAKO PACTE


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Noue ( 06/03/2009 09:50)
ooo ry Andribe aaa ! efa fomban'zareo anie zany oe devoly lava zany eee !!! hatramy ny mpiandry fosika aza vitan'zareo ka inona no mahagaga an'lahy @ zany eee ???
12. Noue ( 06/03/2009 11:12)
"ralalaina":
ka atao inona ra noue ilay mercenaire hamono ny malagasy no ataony,loza ho any izay nanafatra anireo
rehefa tsy mahazo resaka oa ianareo dia mangina fa tsss ! mba fantatrao ve oe atao inona ireo mercenaires eee ???? dia mandehana aloha mamaky gazety rehefa tsy mahazo resaka eee !!!

na tonga aza ny mercenaires, nahoana no hitatatatahana tahak'izao eee ??? nahoana no io indray no hampiadiana sy hampitahorana ny olona ?? tssss
13. Oay ( 06/03/2009 16:52)
Noue:

"ralalaina":
ka atao inona ra noue ilay mercenaire hamono ny malagasy no ataony,loza ho any izay nanafatra anireo
rehefa tsy mahazo resaka oa ianareo dia mangina fa tsss ! mba fantatrao ve oe atao inona ireo mercenaires eee ???? dia mandehana aloha mamaky gazety rehefa tsy mahazo resaka eee !!!

na tonga aza ny mercenaires, nahoana no hitatatatahana tahak'izao eee ??? nahoana no io indray no hampiadiana sy hampitahorana ny olona ?? tssss

Natao ihany ny tsy hiteny fa mampalahelo ilay fomba fisainana,zavatra tsotra ny resaka:
_iza no rangory fototrin'ny afo?
Na inn na inn antony d tokony tsy hisy mércenaire @ raharaha Malagasy satria antsika Malagasy io manana ny mpitandro ny filaminantsika isika ka inn no anaovana fampitahorana anasiana mercenaire fotsy hoditra hanome baiko ny Malagasy.Io fisainana io mihintsy no mampalahelo rehefa tsy mahatoky ny Malagasy mitovy @ tenanao ianao d miala fa tsy mitondra herimpamoretana avy any ivelany.Mbola averiko foana ilay toetran'ny gasy raha vao mahita vazaha d na vazaha tsy an'asa aza d oui m'sieur d io no ataon'i Ra8 guerre psychologique (Mialatsiny @ ilay teny frantsay) satria rehefa iretsy fotsy iretsy no mibaiko d tsy maintsy hanaraka ny Malagasy d aleo hohita eo ny farany é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0769