Omeo tanana

1. Bocassa ( 06/03/2009 07:35)
Niteny tao amin'ny radio mada ny filoha ra8manana ka hoy izy: "Miantso antsika vahoaka mba hanome tanana ny mpitandro filaminana manomboka anio!!!"
Naheno izany ity tovolahy tapa-tongotra iray izay natory teo am-pandriana ka hoy izy:" Ny tongotro efa nomeko an'lah teny ambohitsirohitra ka nahoana no homeko an'lah ndray ny tanako???" (voatifitra teny ambohitsirohitra mantsy lery io tamin'ny 07 février)
2. RATOVOARY ( 06/03/2009 07:39)
Tokony tsy nimenomenona lery fa nomeny tany foana am'zay mba mahafoy tongotra amantanana ho azy izy. :-D :-D :-D
3. Mirananirina ( 07/03/2009 15:46)
Zara aza tsy ny andehibe no lasa,dia aza manaonao foana intsony amin'ny sisa hoe .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5211